Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tokoa: p. mt.: Tana... fa tsy kivazivazy: Lasa tokoa izy lahy! 1 Fanamafisana ny teny "marina" ka ny hevitr'ireo…tohiny
Tokoana: a.: Ny fikarakarana ny zavatra, ny hanina atao eo ambony toko mba handrahoina. * Ohab.: Ny tokoanam-bary…tohiny
Tokoana: (toko) mt. ih. (tokoy): Enti-milaza zavatra zarazaraina, saratsarahina: Notokoany folo ny voanjo namidiny.…tohiny
Tokoany: Tokoatra: Fihasimban'ny teny hoe "Tokoa", izay tsy tokony hampiasaina. tohiny
Tokona: a.: Fikarakarana ny sakafo handrahoina, fametrahana azy eo ambony toko. - t.i.f,: Atokona, voatokona…tohiny
Tokona: a.: Fihenahenana tsy mety mihetsika na miala amin'ny toerana misy ny te-na; fihenahenana tsy mety miasa.…tohiny
Tokonana: a.: Ny toerana eo amin'ny fanambanin'ny varavarambe izay tsy maintsy dinganina na hitsahina isaky ny…tohiny
Tokony: p. mt.: Teny enti-milaza fa tsara, mety, ny hanaovana zavatra iray, na hahatongavan'ny zavatra iray…tohiny
Tokotany: na Kototany a.: Ny tany manodidina ny trano miorina na ny fasana: Tokotanim pasana. ~ Tany voafaritra…tohiny
Tokozihitra: a.: Fihenahenana tsy mety mihetsika hissa na hanampy (ny toko dia atsatoka hiorina mafy eo amin' ny…tohiny
Toky: a.: Fanantenana mafy amin'olona na amin-javatra iray: Mibanjina ny ho avy amin-toky. 1 Antoka azo ianteherana:…tohiny
Toky: a. : Mosavy. 6 Tokina, voatoky 1 mitoky, fitoky, mpitoky 1 itokiana, fitokiana 1 mahatoky. tohiny
Tola: (Btl) p..: Enti-milaza tandrok'omby mifanohitra fitsiry ka miolaka amin'n? an-daniny avy. tohiny
Tola: p.t.: Tofoka, tohina, leony: Tolan-kazandrano aho izany. ? Lefy, folaka sy mihamalemy: Ela nilibana…tohiny
Tola: (Tsar) a.: Omby manana trafo lava sy mirondrona. tohiny
Tolakitsiny: a.: Fanalana ny te-na amin'ny fiampangana ny hafa. tohiny
Tolàna: a.: Ny hazo ipetrahan' ny lelavaravarana sy irindrinany. * Fiten.: Ny tola-miadidy, ny varavara-miandraikitra:…tohiny
Tolantsika: p.t.: Manao ohatra ny volantsinana, ka ny mivohitra, at? anoloana;hantsika, lantsika. i tif: Atolantsika,…tohiny
Tolatola: a.: Fampihevingevenana ny loha, ny tena; doladola. - t.i.f,: Atolatola, voatolatola, tafatolatola /…tohiny
Tolefika: a.: Hilana, rona, rai-ka. - t.i.f : Mitolefika, fitolefika, mpitolefika. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749