Litera T
Tendra: a.: Pentina mainty kely tsy mety afaka eny amin' ny hoditra. - F.-p.: Tandra vadin-koditra: zavatra…tohiny
Tendrena: (tendry) mt, ih. (tendreo): Kasihina amin'ny loharantsana: Notendreko ny sorony dia niherika izy, •…tohiny
Tendro: a.: Ny ilany ambony indrindra, ny tampony amin' ny zavatra iray lava na avo: Tapaho ny tendron'io tady…tohiny
Tendrombohitra: a: Havoana lehibe hita mandondona avo sady sarotra anihina, - t.i.f.: Manendrombohitra. - F.-p.: Tandauan-tendrombohitra:…tohiny
Tendry: a.: Fikasihana kely zavatra. • Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Tendry valiha. • Fihinanana…tohiny
Tenehina: na Tanehina (tanika) mt. ih. (taneho, teneho): Ampangotrahina, andrahoina, empoina: Notenehiny adiny…tohiny
Tenenina: (teny) mt. ih. (teneno): Avoakan'ny vava, lazaina: Teny tsy azo tenenina izany. (• Amhara, lazaina:…tohiny
Tenina: a.: Ahitra lavalava manindrona sahala amin'ny tsilo raha vao mitsify ny raviny ary fanao tafon-trano.…tohiny
Tenindahy: a.: Karazan-tenina maina amin'ny ririnina. - F.-p.: Tenindahy ririnina: raha sendra misy mahita ny tenindahy…tohiny
Tenirohy: Teny iray mirohy mivantana amin'ny hevitra maro mitovy sokajy aminy. Matetika dia ialohavan'ny marika…tohiny
Tenisy: (fr, tennis) a.: Lalao fanatanjahan-tena ifaninanana mpilalao roa na efatra (roa an-kilany avy), izay…tohiny
Tenitra: a.: Teny fanesoana a-tao amin'ny fomba toa mieboebo; tebaka; fanakianana miaraka amin'ny fiheverana…tohiny
Tenomina: (tenona) mt. ih. (tenomy): Atao tenona, izany hoe, atao lamba amin'ny fampidipidirana ny kofehy mitsangana…tohiny
Tenona: a: Fanaovana lamba amin'ny fampidipidirana karazan-kofehy roa: ny tenany mitsangana ary ny fahany mitsivalana:…tohiny