Litera T
Taritarika: (fr. tartrique) a.: A-sidra mahery.
tohiny
Taroka: sy Tarotaroka a.: Tai-moka na tsirin-javamaniry mbola tanora vao nitrebona, na ny ravina maitso vao…tohiny
Taroma: (Ski) a.: Hazo meloka mivolantsinana atohitohy hametahana ny hazofisaka amin'ny fanaovana botry.
tohiny
Tarozaka: a.: Toetran'ny zavatra lava miraviravy, misy miramborambo eo am-pihantonany. - t.i.f.: Mitarozaka, fitarozaka.…tohiny
Tarozaroza: a.: Jar. Tarozaka.
tohiny
Tary: (fit.-p.) a.: Amponga lehibe indrindra sady lava eto Madagasikara: mitovitovy amin'ny n'lapa izy (hoditra…tohiny
Tary: (Mer.) a.: Ny kely indrindra amin'ireo amponga efatra nampiasaina tamin'ny famorana ka natao hipetrahan'ny…tohiny
Tary': p. mt.: Endriky ny mpamaritra matoanteny milaza toerana "aryr" raha enti-milaza ny lasa: Tari, Ankadindambo…tohiny
Tatafoka: a.: Fahapotrahana mitsotra mivalandotra amin' ny tany (jer. Tatavoka). - t.i.f.: Miantatafoka.
tohiny
Tatahana: (tataka) mt. ih. (tataho): Didiana na rovitina manaraka ny lavany: Notatahan'ny ankizy ny kibon' ny…tohiny
Tatàka: a.: Paipaika kely mitohitohy; pipika heno rehefa manantsody landy. - t.i.f.: Atatàka / manatatàka /…tohiny
Tataka: p.t.: Rovitra somary lavalava, mitsifaka: Tataka ny zipony. 1 Misy banga na tatatra na loaka somary…tohiny
Tatamo: a.: Voninkazo volomparasy, vonin'ny voahirana, izay misandrahaka mahafinaritra eny ambony rano: Tatamo…tohiny