Litera T
Tapitapy: Tsitapitapy a.: Fiatoatoan'ny rano mitete na zavatra milatsaka fa tsy migororoana na migorodana; fahatongavana…tohiny
Tapitra: p. t.: Vita tanteraka, tomombana: Misaotra fa tapitra ny asa nataonao. *Tay misy mijanona na kely aza,…tohiny
Tapitrisa: p.i. na a.: Milaza fo-Io hetsy, na 1.000.000 amin' ny tarehimarika. Marihina fa eo amin'ny tapitrisa,…tohiny
Tapoaka: a: Rano mamorivory, mandroadroatra: Tapoadrora; tapoa-tsavony. • Fipoahana balaonina na tatavia feno…tohiny
Tapotsiny: a.: Tsiranorano madity fotsifotsy ao amin'atody, izay manodidina sy mambomba ny tamenany. (Ny tamenany…tohiny
Tapy: a.: Fitaninana amin'ny hainandro. - t.i.f.: Atapy, voatapy 1 mitapy, fitapy, mpitapy I itapiana, fitapiana…tohiny
Tara: (angl. tar) a.: Zavatra mainty madity azo avy amin' ny fisitlliana arintany, fantatra indrindra amin'ny…tohiny
Tara: (fr. tard, en retard) p.t.: Diso fidirana, tsy tonga amin'ny fotoana fidirana: Sazin'ny mpampianatra…tohiny
Tarafina: (taratra) mt. ih. (tarafo): Ilazana zavatra (fitaratra na rano) ianjeran'ny hazavana ka mamerina io…tohiny
Taraiky: sy Taraikiraiky p.t.: Adaladala mitahontahona, tsy mailaka, mitavozavoza.l h, i.: (ankehitriny) Mitaredretra…tohiny
Taraina: a.: Menomenona.l Fitantarana ny mahazo ny te-na. • Toloko aman-toreo no-ho ny fahararian'ny tena. ?…tohiny
Tarainina: (tarama) mt. ih. (taraino): Lazaina amim-peo mitoreo fa marary: Ny tanany no taraininy.
tohiny
Taranahina: (taranaka) p.t.: Akana taranaka (fiteny amin'ny biby sy ny zavamaniry): Hotaranahiko ity paiso ity fa…tohiny