Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tahotra: a.: Fahatsiarovana ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray: Tahotra ny alika…tohiny
Tahozana: Jer. Tangozana. tohiny
Tahy: a.: Fanaovana izay hahasoa; fanampiana; vonjy. - t.i.f. : Tahina, voatahy / mitahy, fitahy, mpitahy…tohiny
Taika: a.: Enti-milaza ny vongan-dranonorana indray mi-tete latsaka; patraka. - t.i.f.: Mitaika, fitaika /…tohiny
Taikataika: a.: Fandeha somary mitsamboamboatra, ka ny tanana sy ny tongotra mikipilipily. * t.i.f : Tafataikataika…tohiny
Taikomby: na Taikombindoha a.: Hofakofaka mainty mitakovana amin'ny lohan-jazakely ka mety miendaka ho azy na…tohiny
Taikomby: na Taik'omby a.: Fivalanan'ny omby, dikin' omby. - F.-p.: Taikombin-doha: hofakofaka mainty mitakovana…tohiny
Taikotaiko: a: Ranjo lava. ? Hakevohana, tsy firaharahana, fiavonavonana. * t.i.f.: Mitaikotaiko, fitaikotaiko,…tohiny
Taila: (angl. tile) a.: Tanimanga voadoro vita efa-joro fisapisaka atao tafo na fandiavana solo-ngorodona.…tohiny
Tailana: p. t.: Vilana, tsy mitovy ny an-daniny roa avy, mitongilana ny ilany, somaradimbana, tafy: Tailana ity…tohiny
Tailanina: (tailana) mt. ih. (tailano): Atao tonga tailana, didiana misomaradimbana. tohiny
Taimandriny: a.: Zava-miraikitra amin'ny saod?era. tohiny
Taina: a.: Fampirehetana afo mba handrahoana sakafo. * t.i.f.: Tainana na tainina, ataina, voataina / mitaina,…tohiny
Tainana: na Tainina (taina) mt ih. (taino): Enti-milaza izay ampirehetana afo, izany hoe izay andrahoina: Inona…tohiny
Taindambokely: a: Jer. Amboalambokely. tohiny
Tainga: a.: Soitrafo lava be fisokirana ny arma ao anaty fatana (amin'ny fanaovana arma). - t.i.f.: Taingaina.…tohiny
Taingaina: (tainga) mt. ih. (taingao): Enti-milaza ny arma avy ao anaty fatana. - t.i.fa mikodia. ? Omena amboniny:…tohiny
Taingina: a.: Fiakarana eo ambony; fipetrahana eo ambonin'ny zavatra avo; fanongonam-barotra indray. - t.i.f.:…tohiny
Taingo: a.: Fitangosana ny tsirin'ny zavamaniry, na ny laingony; fanapahana ny lamgon-javamaniry na ny tendrony;…tohiny
Taingoina: na Taingosana (tain-go) nit ih. (taingosy): Tapahina ny laingony, ny lohany: Taingosy ny kafe mba haniry…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2034