Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tovanana: (touana) mt. ih. (tovano): Asiana tovana, am-Piana avy ao ambany na avy eo aoriana: Notouanana ilay…tohiny
Tovevy: a.: Fitongilanana. - t.i.f.: Atovevy, tafatovevy / manatovevy, fanatovevy / anatovevena, fanatovevena…tohiny
Tovina: (to) mt. ih. (tovy): Tanterahina: Tous, ny tenindray aman-dreninao, anaka. tohiny
Tovo: p.t.: Tanora mbola tsy manambady, izay hita indrindra miaraka amin'ny teny hoe lahy na eau y: (touolahy,…tohiny
Tovo: a.: Fakana rano ao ampantsakana ho ao anaty siny; famindrana rano tsikelikely ho amin'ny toerana ha-fa.…tohiny
Tovolahy: a.: Lehilahy tsy mbola manambady no tena heviny ara- pif or onan 'ny teny; nefa ny hevitra ahazoana…tohiny
Tovona: a.: Enti-milaza fanampin-javatra eo ambony na eo anoloana; fanampin-javatra mba hahavo azy. + Kian-teny…tohiny
Tovonana: (tovona) mt. ih, (touony): Ampiana avy eo ambony: Tovony ny tranonao fa ira loatra. tohiny
Tovotra: p. t.: Mitovy halava amin'ny...: Tovotra olona ny halavany, / Tovotra ny ahy ny tehinao. - t.i.f.: Mahatovotra.…tohiny
Tovotsandry: a.: Halavan-drefy miala amin'ny ankibe ka miafara amin'ny vavahehka: Ny halauan'ny touotsandry dia mitovy…tohiny
Tovovavy: a.: Vehivavy tsy mbola manambady, nefs ny heviny andavanandro dia vehivavy mbola tanora fotsiny, na…tohiny
Tovozina: (touo) mt. ih. (tovozy): (rano) Alaina tsikelikely ka afindra avy ao am-pantsakana ho ao anaty siny:…tohiny
Tovy: ft.: Fifanahaka, fifandraika. - t.i.f.: Mitovy, fitovy / itoviana, fitoviana 1 mampitovy f ampitovina…tohiny
Toy: ppk.: Teny enti-milaza: a) Fifanahafana, fifandraikana: Toy ny rainy navela teo ity zaza ity. ΒΆ M,h.:…tohiny
Tozana: a: Mitovy amin'ny hoe "Tovana". tohiny
Tozo: a.: Faharetana amin'ny asa na dia eo aza ny hasasarana, aretina, sampontsampona isan-karazany. - t.i.f.:…tohiny
Tozoina: (tozo) mt. ih. (tozoy): Tohizina miadana tsy mety kivy: Tozoy ny asanao na dia sarotra aza. tohiny
Tozozotra: a.: Fandehanana mizotra betsaka mffanao aloha sy aoriana, mitovy amin' ny "Tanjozotra". tohiny
Traba: p. t.: Mamo, doroka. tohiny
Trabahana: na Trabarana (trabaka) mt. (trabaho, trabaro): Trobahana, tsfndronina higorobaka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143