Litera T
Tomaratara: sy Tomarataratra p.t.: Mandefa taratra malefaka tsy mba mamono maso, tahaka ny fitaratra tarafin'ny…tohiny
Tomarataratra: p.t.: Jer. Tomaratara.
tohiny
Tomarotaroka: mt: Mandefa taroka vaventy sy betsaka, mandrobona sy vaventy ravi-na: "Itony aviavy tomarotaroka / Maha-te…tohiny
Tombaitra: p.t.: Iharam-pahavoazana lehibe noho ny antony madinika tsy nampoizina. - t.i.f, : Mitombaitra.
tohiny
Tombaka: a.: Ireo vakivakimbola fahizay silaky ny farantsa na ariary ka nampiasaina ho toy ny vola madinika.…tohiny
Tombamboroka: a.: Ireo bainga avadika miaraka amin'ny ahitra eo amboniny rehefa miasa tany vao; ataon'ny olona zezika…tohiny
Tombana: a.: Ny bainga avadiky ny angady amin'ny fiasana ny tany. - F.-p.: Mamaky tombana: mamakivaky ny baingasy…tohiny
Tombana: a.: Faminavinana izay tokony ho vidin'ny zavatra iray: Araka n? hevitrao, ohatrinona no tomban' ity…tohiny
Tombanana: (tombana) mt. ih. (tombano): Asondrom-bidy bebe mba hahazoana tombony ihany na dia efa andatsahana aza…tohiny
Tombina: a.: Fipetrahana maka toerana tsara. • Fahatsarampototra eo amin'izay itoerana. 1 t.if.: Tombenana, atombina,…tohiny
Tombo: a.: Ny mihoatra na ny ambin'ny zavatra iray amin'ny hafa: Roa santimetatra no tombon'ny fanondroadala…tohiny
Tomboazily: (t. tr.) p.t.: Botrefona, dongadonga.
tohiny
Tombohana: (tornboka) mt. ih. (tombohy): Ampangaina tsy marina, endrikendrehina: Nandalo teo anoloan'ny tranony…tohiny
Tombohina: (tomboka) mt. ih. (tombohy): Trandrahina amin'ny angady: Raha tianao hisy vodiny lehibe ny mangahazo,…tohiny
Tombohina: (tomboka) mt. ih. (tombohy): Petahana kase (fitomboka); petahana ma- rika amin'ny vy mahamay: Tombohy…tohiny