Litera T
Tsopitsopy: a.: Hazavana kely mitsilopy. ~ Maso pahimpabina, manjavona. ~ Fahantrana, fahareradrerahana; fitsilopilopiana.…tohiny
Tsoraka: a.: Toetran'ny zavatra madinika sy marotsaka. - t.i.f.: Matsoraka. - F,-p,: Tsora-by: anja-by lavalava.…tohiny
Tsoraka: a.: Mari-piianonantsoratra (!) izay ampiasaina eo aorian'ny tenim-piontanana na mamarana fehezanteny…tohiny
Tsoriaka: a.: Fikorianan-javatra toy ny rano, ny vy anidina, ny vy noempoina; firiotran-javatra, toy ny tselatra,…tohiny
Tsorika: ft.: Fikorianan-drano manaraka ny rindrina na ny vatolampy. ? Fikorianan-dranomaso manaraka ny takolaka...…tohiny
Tsorina: (tsotra) mt. ih. (tsory): Lazaina tsy misy olakolaka: Tsory ny teninao. *Tay atao be aingitraingitra:…tohiny
Tsoritsoriny: na Tsorotsorony a.: Teny ilazana ny vody mangahazo na vomanga tsy mba botabota fa madinidinika ary marotsadrotsaka.…tohiny
Tsorofoka: sy Tsoropoka a.: Fidirana avy hatrany, manao bao tsy mivily; fisosososoana; fisisihana. - t.i.f.: Atsorofoka,…tohiny
Tsorokonangatra: a.: Mitovy amin'ny Tsirokonangatra.
tohiny
Tsorordka: a.: Firarahan-drano avy eny ambony hidina any ambany.I Atsororoka, voatsorordka, tafatsororoka / manatsororoka,…tohiny
Tsororika: p. t.: Lava manify, malemilemy. - t.i.f.: Mitsororika, fitsororika 1 itsororihana, fitsororihana / tsororidrorika.…tohiny
Tsorotsaka: Mitovy amin'ny Korotsaka.
tohiny
Tsorotsorona: Mitovy amin'ny Tsoritsoriny.
tohiny
Tsotahana: (tsotaka) mt. pdr. (tso tahy) : Idirana (zavatra mafimafy ao anaty rano na fotaka).
tohiny