Litera T
Tsiarondahy: a: Ny lehilahy amin'ny mpanompon'ny mpanjaka, izay zary foko iraY mihitsy.
tohiny
Tsiarondahy: na Tsierondahy a.: Lehilahy menakelin'ny mpanjaka fahizaY.
tohiny
Tsiatsia: a.: Fakana rivotra na fialana voly eny amin'ny hatsiatsiaka. - t.i.f.: Mitsiatsia, fitsiatsia.
tohiny
Tsiavaramonina: a: Anaran-kazo madinika fanao fanafody tety (Rhaphispermum Gerard io ides).
tohiny
Tsiavaramonina: a.: Anarambosotra nilazana ny kofafa. (Tao an-joron-trano atsimo andrefana, aka.' m'ny varavarana, no…tohiny
Tsiavenina: a: Zavamaniry fanao fanafody fivontosana.
tohiny
Tsibabibaby: a.: Kilalaon'ny ankizy — indrindra ny ankizivavy — mifampibabibaby, na mibaby sariolona.
tohiny
Tsiboboka: a.: Sahona na saobakaka kely tsy mbola niofo, mora fantarina amin'ny lohabeny mbola mikambana bambaray…tohiny
Tsibody: a: Anarana ilazana ireo valala atsipy velona ao anaty afo ka hita fa tsara tono izy rehefa mipoaka ny…tohiny
Tsibokaboka: a: Lalao fanenjika fanaon'ny anklzy: misy iray atao hoe'Boka" manenjika ny namany ka izay voakasiny…tohiny
Tsibolobolo: a.: Volo malemy mitsangantsangana. i t.i.f.: Mitsibolobolo.
tohiny
Tsidafodafoka: a.: Tsikasinkasina. i Li. f.: Mitsidafodafoka, fitsidafodafoka, mpitsidafodafoka.
tohiny
Tsidakadaka: a.: Mitovy amin' ny Dakadaka.
tohiny
Tsidihina: (tsidika) mt. ih. (tsidiho): Vangiana fa sendra nandalo teo akaiky ny tena; vangiana: Tsidiho i Nenitoanao…tohiny