Litera T
Tsiafakomby: a.: Karazan-kazo madinika misy tsilony maranitra fanaon'ny olona fefimboly.
tohiny
Tsiahy: a: Fahatsiarovana, embona: Enyl lasa izy izay... — Tsiahy sisa... Tsiahy resy, tsiahy ory sy tomany.…tohiny
Tsiaka: p. t.: Triatra. - t.i.f.: Tsiahina, atsiaka, voatsiaka, tafatsiaka I manatsiaka, fanatsiaka, mpanatsiaka…tohiny
Tsiakondrokondro: a: Karazan-javamaniry tsara tarehy anisan'ny orkidea (Angroecum superbum)
tohiny
Tsiambaimbay: p.t.: Tsy feno, tsy ampy.
tohiny
Tsiambaratelo: a: Zavatra afenfna tsy tiana ho fantatry ny be sy ny maro ka tsy lazaina afa-tsy amin'ny olona itokiana…tohiny
Tsiambohibatana: a: Karazana voahangy mangamanga.
tohiny
Tsiambolo: a: Angely kely mbola tsy ary elatra. 1 h.o,: Ilazana olona tsy misy volo, na mariry; sola vantony. tohiny
Tsiamponga: a.: Karazan-damba nampidirin'ny Arabo teto fahizaY.
tohiny
Tsianaby: p.t.: Isika rehetra. (Rehefa misy mievina dia hoy ny olona manatrika hoe: "Velona", ary hoy kosa ilay…tohiny
Tsianaranana: a.: Anaran-kazo iray izay tsy azo ihinanana betsaka ny voany; tsy azo anaranam-po fa mankarary ny vava.…tohiny
Tsiandravina: a.: Anaran-javamaniry tsisy ravina, atao koa hoe: Tsibolo na tsobo-10 (Hernonia scopia).
tohiny
Tsiankoditra: a.: Ody fiarovana amin'ny bala sy ny lefona alefan'ny fahavalo na ny mosavy ataony.
tohiny
Tsiantsaha: a.: Akanjo na salotra be vidy tsy takatry ny tantsaha.
tohiny
Tsiantsotry: a: Karazam-basy izay kely ny atiny.
tohiny
Tsiaridrafy: a.: Anarana hafa ilazana ny'voanemba.
tohiny
Tsiaro: a.: Fiverenan'ny zavatra efa lasa ao an-tsaina indray. - t.i.f.: Tsaxovina na tsarovana na tsaroana,…tohiny
Tsiarombavy: a.: Ny vehivavy amin'ny mpanompon'ny mpanjaka fahiny izay niforona ho toy ny foko iray mihitsy.
tohiny