Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Toherina: (tohitra) mt. (tohero): Tsy ekena ka atosika: Notoherin-dRakoto ny rain y. tohiny
Tohifina: (tohika) mt. ih. (tohifo): Anaovana di-doha. 1 Toherina amin-kiry: Notohifiny izaitsizy aho. tohiny
Tohika: a.: Di-doha, kiry hanao araka ny heviny ihany: Be tohika Rangahy io ka tsy azo 951 iadian-kevitra. 6…tohiny
Tohiloha: a.: Lamba efa malemy sy rovitra ka ny slsiny roa no avitrana atao ampovoany. tohiny
Tohina: p.t.: Voadona malemy dia malemy, voakasika kely foana: Tohina fotsiny ilay tauim-boninkazo dia nianjera.…tohiny
Tohinina: (tohina) mt. ih. (tohino): Kasihina kely: Aza tohininao aho fa manoratra. tohiny
Tohinjaka: p. t.: Mihetsiketsika, manonjanonja (mifanahatahaka amin'ny fihetsiky ny olona mitoto vary). - t.i.f.:…tohiny
Tohitra: a.: Fampisehona kiry tsy hanaraka. - t.i.f.: Toherina, atohitra, voatohitra / manohitra, fanohitra,…tohiny
Tohizana: (tohy) mt. pdr. (tohizo): Asiana zavatra tohiny, ka misy teny famenony mandrakariva eo aorianany: Hotohizana…tohiny
Tohizina: (tohy) mt. ih. (tohizo): Tsy vita fa mbola misy tohiny: Hotohizina rahampitso ny resatsika. / Mbola…tohiny
Toho: a.: Karazan-kazo (Gymnosporia brachystachya). tohiny
Toho: a.: Karazana hazandrano kely fisaka ny lohany ary tsisy taolana firy. • F.-p.: Mason-toho: ilazana ny…tohiny
Tohodrano: (tohoka rano) a.: Karazana fefiloha natao hanohoka na hanampina rano mandeha ka mahatonga ny rano hihandrona…tohiny
Tohofana: (tohoka) mt. ih. (tohofy): Fefena mba hihandrona ny rano: Tohofy ny tanimbary mba ho Teno rano. * Enti-milaza…tohiny
Tohoka: a.: Rehefa mety ho fefy atao hanampina rano mandeha ka mahatonga azy hihandrona: Toho-drano, ? Kitay…tohiny
Tohono: (toa hono) a.: Tsaho kely, miely, honohono. tohiny
Tohotra: a.: Tranon-tantely, izany hoe ireo tranotrano misy efitrefitra fametrahan' ny renitantely ny mammy.…tohiny
Tohy: a.: Zavatra anampy zavatra hafa iray mba hahafeno tsara ilay voalohany: Lia-na handre ny tohin'ilay…tohiny
Toina: a.: Valin'antso, valin' ny teny atao averin'ny ako. 1 Manoina, fanoina, mpanoina / anoinana, fanoinana.…tohiny
Tointoina: na Tsitointoina p. mt.: Sandra, sendrasendra: Tointoina no nahitako azy teny an-tsena. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.118