Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tanora: a. na p.t.: Tsy be taona niainana, zatovo, herotrerony: Tanora kokoa ny rainao noho ny raiko, Maty tanora.…tohiny
Tanoraina: (tanora) mt. ih. (tanorao): Atao tonga matsora: Tanorao kely ny lokon'ity lamba ity fa mila ho antitra…tohiny
Tanosy: a.: Jer. Antanosy. tohiny
Tantana: a.: Fizarana zavatra amin'olona maro samy kendrena hanana anjara avokoa. * Fizarana vola na sakafo amin'olona…tohiny
Tantàna: a.: (Endrika verindroan'ny teny hoe: "Tana"): Fandraisana olona amin'ny tanana ka entina mamindra miaraka…tohiny
Tantanana: a.: Fiasana — izay metaly ny lohany ary hazo ny tahony — ampiasaina hikapohana vy, na handentehana fantsika…tohiny
Tantanana: (tantana) mt. ih. (tantano): Raisina amin'ny tanana ka entina mamindra miaraka amin'ny tena: Tantano…tohiny
Tantangindrano: a.: Zavamaniry any anaty rano (Ottelia ulvoefolia). tohiny
Tantanina: (tantana) mt. ih. (tantano): Zaraina: Notantanina tsara ny hena ka faly daholo ny olona. tohiny
Tantara: a.: Fahalalana ny zava-niseho tamin'ny andro lasa: Mampianatra antsika zavatra maro ny tantarampirenena.…tohiny
Tantaraina: (tantara) mt. ih (tantarao): Lazaina amin'ny antsipiriany: Tan tarao izay hitanao tany an-tsena. tohiny
Tantarana: a.: Filaharan-javatra mahitsy ohatra ny miaramila na ny boky mitandahatra amin'ny fitoeram-boky. * t.i.f…tohiny
Tantaranina: (tantarana) mt. ih, (tantarano): Alahatra mahitsy. tohiny
Tantava: (Ski) a: Zavatra maivana mitsinkafona afatopatotra amin'ny ilan'ny harato mba hampitsinkafona azy. tohiny
Tantavana: a.: Fitaovana misy loadoaka ampandalovana rano miharo ventin-javatra na loto, ka mandeha ny ranony fa…tohiny
Tantavanina: (tantavana) mt. ih. (tantauano): Ampandalovina amin'ny tantavana; ampandalovina maninteraka ny lamba,…tohiny
Tantazana: (tanty) mt. ih. (tantazo): Andrasana hianjera ka raisina eo ambonin'ny tanana velarina na ao anaty zavatra:…tohiny
Tantelisiaka: a.: Karazan-tantely volovoloina sy misoratsoratra mamiratra. tohiny
Tantely: a.: Zavatra mamy, manimanitra ary vonivony, ataon'ny karazam-bibikely izay atao hoe renitantely avy…tohiny
Tanterahina: (tanteraka) mt. ih. (tanteraho): Loahana hatrany ambadika: Tanteraho ity hazo ity. • Vitaina tsara tomombana,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1153