Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tadivavarana: a.: Tady avôna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin'ny…tohiny
Tady: a.: Fizahana, fikarohana. * t.i.f.: Tadiavina, voatady / mitady, fitady, mpitady/itadiavana, fitadiavana…tohiny
Tady: a.: Kofehy; ireo kiranjavamanirY samihafa azo atao kofehy amatorana: Makà tady hamehezana ny enta-na.…tohiny
Taenimpolo: a.: Enti-milaza ny isa tsy mba mandeha tsifolofolo ny venty sy ny jotso na songatombony fa tsienimpoloenimpolo;…tohiny
Tafa: Resaka somary entina mandany andro. - t.i.f.: Tafaina, voatafa / mitafa, fitafa, mpitafa / itafana,…tohiny
Tafa: (fit.-p.) a.: Ota, fahadisoana — Ny zavatra entimanohitra ny tafa dia atao hoe fatafa. tohiny
Tafa-: Tovona fanaovana matoantenin'ny iharana, milaza asa efa vita tanteraka, toy ny voa- ihany koa (tafavory,…tohiny
Tafabifona: mt.: Nitsipika nandositra. tohiny
Tafahitsoka: (hitsoka) mt, th.: Latsaka na milentika amin' ny toerana tsy ahafahana miala: Tafahltsoka ao anatin'…tohiny
Tafaina: (tata) mt.ih. (tafao): Resahina entina mandany andro: Inona indray no notafainareo roa tao tapak'andro…tohiny
Tafarohona: mt.: Mandeha miara-be. tohiny
Tafarongirongy: mt.: Nanao ditra, nikiribiby. tohiny
Tafasirina: (tafasiry) mt. ih. (tafasirio): Enti-milaza ny zavatra izay resahina: Mba zavatra mahafinaritra sy tsara…tohiny
Tafasiry: a.: Resaka mahasoa; dinidinika; tapatapakahitra. • t.i.f.: Tafasirina, voatafasiry / mitafasiry, fitafasiry,…tohiny
Tafiana: (tafy) mt. pdr. na ih. (tafio): Enti-milaza ny olona izay ampanaovina na rakofana lamba: Tafiana lamba…tohiny
Tafiditra: (iditra) mt. ih. (t.t. m.): Mamo: Tafiditra Rangahy iny izany ka miuembena izaitsizy. tohiny
Tafihina: (tafika) m. ih. (tafiho): Enti-milaza fahavalo izay hatonina hasiana any aminy, tanàna izay ibosesehana…tohiny
Tafika: a.: Fitambaran'ny miaramila enti-miady, miaramila amim-piadiana: Nandroso hamely ny fahaualo ny tafika.…tohiny
Tafina: (tafy) mt. ih. (tafio): Enti-milaza ny lamba izay entina na irakofana: Lamba mafana no tokony hotafina…tohiny
Tafintohina: p. t.: Voapoka na Tafo a.: Saron'ny zavatra amvoadona amin-javatra eny am-pandehanana ny tongotra: Tafintohina…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1055