Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tabilao: (fr. tableau) a.: Fampisehoana indray mijery. tohiny
Taboaka: a.: Loaka atao arnin' ny valamparia mba handehanan'ny rano any an-tanimbary. tohiny
Taboika: na Tabo?-drano a.: Fivoahan'ny rano avy any anaty tany; boiboika. * t.i.f. : Mitaboika, fitaboika, mpitaboika.…tohiny
Tabonaka: a.: Anaran'ny karazan-toho lehibe indrindra. tohiny
Tabonaka: a.: Fibontsinana makadiry, malemilemy miroradroraka. * t.i.f. : Atabonaka, voatabonaka / mitabonaka,…tohiny
Taboretaka: ft.: Fipetrahana miboletaka, malemy toa reraka. * t.i.f. : Ataboretaka / manataboretaka, fanataboretaka,…tohiny
Taboroahana: (taboroaka) mt. ih. (taboroahy): Loahana tanteraka; tanterahina; gorobahana. tohiny
Taboroaka: a.: Loaka tanteraka, gorobaka. - t.i.f.: Taboroahana, ataboroaka, voataboroaka / manataboroaka, fanataboroaka,…tohiny
Taborobaka: p.t.: Loaka, voaloaka, voagorobaka. - t.i.f.: Manataborobaka, fanataborobaka, mpanataborobaka / anataborobahana,…tohiny
Taborotsaka: Jar. Borotsaka. tohiny
Tabory: a.:Ny boribory eo ambanin'ny filabiana, atao koa hoe vihina. tohiny
Tabotetaka: p. t.: Fipetrahana mibahana; fipetrahana, ka ny fitombenana mivelatra sy mitsotra amin'ny iva sy ambany.…tohiny
Tadiavina: (tady) mt. ih. (tadiauo): Atao izay hahitana azy: Notadiavin'ny polisy efa ho roa uolana io mpangalatra…tohiny
Tadidina: (tadidy) mt. ih. (tadidio): Enti-milaza zavatra izay atao ny hahatsiarovana azy; tsarovana; tsahivina:…tohiny
Tadidindrazana: (Btl) a.: Lovantsofina. tohiny
Tadidy: a.: Fahatsiarovana, arika: Vary tadidy. ? mt. ih, (tadidio): Tsaroana, tsy hadino: Tsy tadidiko intsony…tohiny
Tadimpintana: (Btl) a.: Randram-bolo betsileo miendrika tadim-pintana. tohiny
Tadina: (tady) mt, ih. (tadio): Atao tady: Hotadina no ambolena ireto rongony ireto fa tsy hofohina. ? Fatorana,…tohiny
Tadiny: a.: Ny lava-tsofina. - F.-p.: Manentsin-tadiny: manampin-tsofina, tsy mety mihaino na mody tsy mandre…tohiny
Tadio: a.: Rivotra mitambolimbolina sy haingam-pandeha, mitondra vovoka na ravinkazo: Toy ny tadio ny fandehan'io…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0112