Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsoboka: o.: Fidinana ho ao anaty rano; roboka; fidirana ao anaty zavatra. - t.i.f.:Tsobohana, tsobohina, atsoboka,…tohiny
Tsodrano: a.: (taloba) Rano nafafy tamin'olona na natao tao am-bava dia notsofina hifafy aminy, ka ny nofafazana…tohiny
Tsofa: a.: Fiasana misy nifinifiny fanapahana hazo na vy. 1 t.i,f.: Tsifana, atsofa, voatsofa 1 manatsofa,…tohiny
Tsofana: (tsofa) mt. ih. (tsofào): Tapahina amin'ny tsofa: Tsofao kely re ity hazo ity alohan'ny handehananao,…tohiny
Tsofin-drano: (tso-drano) mt. ih, (tsofy rano): Rarfna soa. ~ Atao batisa na batemy. ~ tohiny
Tsofoka: o.: Fidirana ao anatin' ny,,.; fandrosoana ho ao afovoan'ny... i t.tf.: Tsofohana, atsofoka, voatsofoka,…tohiny
Tsofoka: na Sisika: Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, oh. -in- atsofoka…tohiny
Tsoforana: (tsofotra) mt. pdr. na ih. (tsofory): Sitrihana, lentehana: Notsoforany benitra ny kibon'ilay fahaualo…tohiny
Tsofotra: p. t.: Milentika, maty, tafasoka, nisoka: Tsofotra ity ny masoandro nefa mbola tsy niverina ihany izy.…tohiny
Tsoitsoy: ft.: Lena, vontondrano, - t.i.f.: Mitsoitsoy, fitsoitsoy. tohiny
Tsojay: a.: Filam-ban!ny aminjavatra kely tsy misy antony akory. - F.-p.: An-tsojay: amin-kalozana mihoa-pampana./Manao…tohiny
Tsoka: a.: Fandefasana rivotra avy ao am-bava: na hamonoana na hamelomana afo na hampangatsiatsiahana na hanalana…tohiny
Tsoka: a.: Ilay zavatra mltsiranorano be toa menaka ao anaty taolana. - F,-p.: Fano tsoka: mpanankarem-be,…tohiny
Tsoky: sy Tsokitsoky p.t.: Maranidranitra, lava somary kitso ny tendrony: Tsoky molotra ilay vehivavy iny.…tohiny
Tsolitsaka: Mitovy amin'ny Kolitsaka. tohiny
Tsolo: a.: Fandrehetana afo handoroana zavatra, fandomana amin'ny afo. - t.i.f.: Tsoloana, atsolo, voatsolo…tohiny
Tsolo: a.: Karazan'angady kely lava lela. 1 p, t, : Marani-doha, tsoky. - t.i.f.: Mitsolotsolo, fitsolotsolo.…tohiny
Tsoloana: (tsolo) mt. ih, (tsoloy): Dorana amin'ny afo: Notsoloan'olona ny tranony. tohiny
Tsolotra: a.: Vola omena olona mba hitaomana azy tsy hanao araka ny adidiny: Raran' ny !alàna ny mandray tsolotra.…tohiny
Tsolotra: Tsolotsolotra a.: Fandrosoana sy fihemorana miverimberina. - t.i.f,: Atsolotsolotra j manatsolotsolotra…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0375