Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tofirina: mt, ih.: Fihasimban' ny teny hoe: Tifirina (tifitra). tohiny
Tofitra: a.: Fihasimban'ny Ti-titra. tohiny
Tofoka: p.t.: Tsy tia mainty, tsy tia hiherika fa efa nihinana be loatra; tohina, tola: To fo-kazandrano aho…tohiny
Tofona: a.: Jer. Tofina. tohiny
Tofotra: ft.: Fifampipohana, fifandonana. i ti.f•: Atofotra, voatofotra, tafatofotra 1 manatofotra, fanatofotra,…tohiny
Toha: p. t.: Azo ihafiana; zaka; lefitra; aritra: Tohanao ve izany teny famingauingana izany? - t.i.f.: Tohaina,…tohiny
Toha: a.: Hanina tadiavin'ny biby dia; haza; remby: Mitatitra ny tohany ny uitsika. I t.i.f.: Tohaina, voatoha…tohiny
Tohaina: (toha) mk ih. (tohay): Sakanana: Tohay tsy hiditra ireo olona ireo fa mbola tsy uita ny fiomanantsika,…tohiny
Tohaina: (toha) mt. ih. (tohay): Tadiavina (haza, remby). tohiny
Tohana: a.: Zava-miaro tsy hianjera: Asiuo tohana ity rindrina ity sao mianjera. ? Andry iankinana, fiankinana,…tohiny
Tohana: a.: Tsy fivalanana. - t.i.f.: Mitohana, fitohana, mpitohana 1 itohanana, fitohanana. tohiny
Tohanana: (tohana) mt. ih. (tohano): Asiana zava-misakana tsy hianjera: Tokony hotohanana ity andry ity fa toa…tohiny
Tohandrano: a.: Fefiloha ampiana na hatevenina mba hahamafimafy azy kokoa. tohiny
Toharana: (tohatra) mt. ih.: Asiana tohatra: Maizina ny andro, azo tsilouina; lalina ny rano, azo lakanina; laüna…tohiny
Toharina: (tohatra) mt. ih.: I-fanenana. tohiny
Tohatohatra: a.: Aretina tampoka mandalo. tohiny
Tohatra: a.: Fandehanana vita ambaratonga mitohitohy mba hahazoana miakatra sy midina: Nidina ny tohatra indrindra…tohiny
Tohatra: p. t. na mt. P. ft.: Sendra, tojo, mifanena amy...: Tohatra azy indrindra aho teny an-tsena ka akory…tohiny
Tohatra: a.: Ny nonon'ny biby, indrindra ny ombivavy. i t.i.f.: Mitohatra. tohiny
Tohenjy: a.: Fanaovana kivazivazy na sangisangy ratsy, fikarenjirenjena. - t.i.f.: Mitohenjy. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0747