Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tanana: a.: Rantsam-batana hatreo amin'ny hatotanana ka hatramin'ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy…tohiny
Tanana: (tana) mt. ih. (tano): Gejaina amin'ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao.…tohiny
Tananivoho: a.: Fomban-drandram-bolo fanaon'ny vehivavy any anivon-tany andavanandro; toy izao no fanaovana azy:…tohiny
Tanantanamanga: a.: Hazo maniry be ravina, mirantsana ohatra ny felatanana, mena taho; tenehina hahazoana fanafody fampivalanana…tohiny
Tanantanana: a.: Zavamaniry ahazoana menaka ny voany, izay misy karazana roa: tanantanamanga sy tanantanampotsy.…tohiny
Tanantsotro: a.: Haron-kely fasiana ny sotro, izay mazàna ahantona eo amin'ny an-dry afovoan-trano tsy lavitra ny…tohiny
Tanatana: a.: Toetran'ny zavatra misokatra tanteraka, toy ny varavarana izany, ny va-va, ny fery... - t.i.f.:…tohiny
Tanatanaina: (tanatana) mt. ih. (tanatanao): Sokafana tanteraka: Notanatanainy ny varauarana fa nisy fofona hafahafa…tohiny
Tanavavy: a.: Ny vavy amin'ny biby atao hoe tans. (jer. Kamaitso, Kamora, Kamorabe, S oam arandrana). tohiny
Tanavo: a,: Teny misy fanambaniana kely, enti-milaza ny tambanivohitra: Itony koa tanauo vao niakatra mihitsy.…tohiny
Tandahatra: a.: Jar. Lahatra. tohiny
Tandalerina: a.: fihas?mban'ny hoe: Taindalerina p.t.: Misy na rakotra pentimpentina kely toy ny tain-dalitra. tohiny
Tandapa: a.: Ny olona manotrona ny Mpanjaka, na ireo miasa na mipetraka ao an-dapa mandrakariva. tohiny
Tandavana: a.: Filaharana manaraka ny lavany, toy ny an' ny hazo maniry eny amin'ny sisin-dalana. - t.i.f.: Mitandavana,…tohiny
Tandemena: p. t.: Osa malemilemy, saozanina. tohiny
Tandetsy: a.: Jar. Letsy. tohiny
Tandindomina: (tandindona) mt. ih. (tandindomy): Alofana: Hotandindomin'io vato io ny trano ka ho maizimaizina. ?Tsindriana:Notandindomin'alahelo…tohiny
Tandindona: a.: Aloky ny te-na: Aza miady amin'ny tandindona. ? Sarin'ny tena jerena ao anaty fitaratra na ao anaty…tohiny
Tandomerina: a.: Voan'ny aretina antsoina hoe tandomitra, nefa koa matetika ilazan' ny olona ilay aretina mihitsy…tohiny
Tandomitra: na Tandomerina a.: Karazan'aretina mahatonga ny hoditra handrotsirotsy sy hivotrovotro mitapelaka noho…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1629