Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Talelaka: p. t.: Mibalelaka ary marivo aty, mivelatra be ny vavany, talesaka: Vilia talelaka. - t.i.f.: Mitalelaka,…tohiny
Talenta: (fr. talent) a.: Fahaizana na fahakingana voa-Janahary: Manana talenta amin'ny mozika izy. - F.-p.:…tohiny
Taleva: na Talevana a.: Karazam-borona an-drano (Porphyrio smaragnolus). tohiny
Talio: a,: Rivo-mangatsiaka ateraky ny ranomasina amin'ny folakandro. tohiny
Taloha: p.t.: Tranainy: Efa fomba taloha izany. ? ppk.: Teraka talohan-dRakoto Rabe. ? p. mt.: Tamin'ny andro…tohiny
Talonga: p.i.: Telo (amin'ilay fiteny fanaon'ny ankizy taloha rehefa mianatra manisa hatramin'ny folo), jar.…tohiny
Tamaboha: a.: Tenam-pitaratra. ? Tavoahangy kely. ? Kilalaon'ankizy natao tamin' ny tenam-pitaratra. tohiny
Tamana: p.t.: Zatra:Tama-miresaka amin'ny eo akaikinao ianao rehefa manazava lesona ny mpampianatra. ? Enti-milaza…tohiny
Tamanana: (Btl) a.: Ombivavy miteraka. tohiny
Tamanana: a.: Vantotr'ombivavy lehibe. tohiny
Tamango: a.: Firavaka fitondra amin'ny famoràna (kelikely kokoa noho ny betaly ny tamango). tohiny
Tamango: (Sah) a.: Vatam-paty miendrika lakana. tohiny
Tamango: a.: Vakin-taila na vakin-tafo tanimanga itorahana na anapaohana ny kanety amin'ny loka kanety. - t.i.f.:…tohiny
Tamangoana: (tamango) mt ih. (tamangoy): Asiana amin'ny tamango. tohiny
Tamanina: na Tamanaina (ta-mana) mt. ih. (tamano, tamanaino): Atao tonga tamana. tohiny
Tambaby: a.: Famikirana na fanindriana avy ao an-damosina. - t.i.f.: Mitambaby. tohiny
Tambako: a.: Paraky. - F.-p.: Tambako ratsy: ny sevabe. tohiny
Tambakombako: a.: Karazan' ahitra. tohiny
Tambalana: a.: Tsihy tokan-dela fa tsy mivitrana fametrahan'ny mpivaro-kena ny hena voatetika. tohiny
Tambalanana: a.: Vata kely fitehirizan-drakitra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0549