Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsivarivary: a.: Lalaon'ny ankizy, ka ny vovoka sy ny vato kely no mody ataony vary sy hena; kivarivary, tohiny
Tsivaza: p.i.: Sivy (amin'ilay fiteny fanaon'ny ankizy taloha nianatra nanisa hatramin'ny folo) (jar. Ingisa).…tohiny
Tsivazivazy: o.: Mitovy amin' ny Kivazivazy. tohiny
Tsivembena: a.: Mitovy amin' ny Vembena. tohiny
Tsivetraka: a.: Toetran'ny zavatra mivelatra, miampatra tsara; fipetrahana mivelatra tsara amim-piadanana. i t.…tohiny
Tsivetrany: na Vetrany a.: Ny ila fen-kisoa izay atao koa hoe avaka. tohiny
Tsivezabezatra: Mitovy amin' ny Vezaveza. tohiny
Tsivikinindahy: a.: Tamboho kely ivaiva. tohiny
Tsivinitra: p. mt.: Tsy rototra, tsy maka sarotra. tohiny
Tsivohibohitra: a.: Sarin-tanàna ataon'ny ankizy milalao tsindriandriana; na fanorenana sy fandrafetana tanàna madinika…tohiny
Tsivolo: a.: Karazan-kazo madinika (Sparmannia discolo r), tohiny
Tsivongo: a.: Karazam-bozaka fitaina. ? Anaran-ganagana (Sarcidornis melanotus). tohiny
Tsivorivory: a.: Mitovy amin' ny Vorivory. tohiny
Tsizarizary: p.t.: Tsy ary fomba, tsy tena vanona, tsy lavorary loatra: Trano tsizarizary kely izao no ipetrahany,…tohiny
Tsjndoha: a.: Karazam-bay kely hita amin'ny hodi-doha noho ny loto. tohiny
Tsoahana: (tsoahy) mt. ih,: Ongotana: Tsoahy ity fantsika ity fa mety handratra. 1 Esorina, alana: Notsoahany…tohiny
Tsoaka: ft.: Fanongotana, fanesorana hiala; fialana sy fandosirana. - t.i.f.: Tsoahana, voatsoaka, tafatsoaka…tohiny
Tsobatsoba: p.t.: Be rano loatra, be rony loatra. i t.tf,: Mitsobatsoba, fitsobatsoba 1 mahatsobatsoba. tohiny
Tsobo: a.: Fitsarana taloha toy ny fampinomana ary mbola hita indraindray any anindran-tany mandraka ankehitriny:…tohiny
Tsobohana: na Tsobohina (tsoboka) mt. pdr, na rat. ih. (tsobohy): Enti-milaza rano asiana na andentehana zavatra…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0173