Litera T
Tsipelika: a.: Hetsiketsika, savilivily, pelipelika. - t.i.f.: Tsipelehina, atsipelika, voatsipelika, tafatsipelika…tohiny
Tsipelina: (angl. spelling) a.: Fanononana miavaka ny tarehintsoratra tsirairay avy ao amin'ny teny iray: Ataovy…tohiny
Tsipeloka: a.: Famelezana ankolaka, teny an-tsafelika. 1 t,i.f: Atsipeloka, voatsipeloka 1 manatsipeloka, fanatsipeloka,…tohiny
Tsipetrika: a: Volotsangana mitovy habe amin'ny valiha: 1 metatra sy sasany ka hatramin'ny 6 metatra ary velesina…tohiny
Tsipihina: (tsipika) mt ih. (taipiho): Asiana tsipika: Tsipiho kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an'i…tohiny
Tsipika: a.: Soritra mahitsy: Ny tsipipanohizana dia taipika kely manakamban-teny. - t.i.f.: Tsipihina, voatsipika…tohiny
Tsipika: a.: Tontam-boalavo. ~ Karazam-piadiana na fihazana vita amin'ny hazo navonkina sy tady henjana mampitohy…tohiny
Tsipika: a.: Fifindrana mandingana na mitsambikina. - t.i.f.: Tafatsipika 1 mitsipika, fitsipika, mpitsipika…tohiny
Tsipikely: a. (ny manao): Teny nentina nilazana fahiny ny olona nampisotroina tangena ka efa nahafaka ny hoditr'akoho…tohiny
Tsipilavaka: na Antsipilavaka a.: Vato fisapisaka boribory atsipin'ny ankizy mba hiditra amin'ny lavaka na amin'…tohiny
Tsipindina: (tsipindy) mt. ih. (tsipindio): Asiana tsipindy: Notsipindiny ny takolak'ilay zazalahy kely.
tohiny
Tsipindy: a.: Famelezana amin' ny rantsan-tanana, izay aforitra dia alefa tampoka hipaika amin'ilay asiana. -…tohiny
Tsipiriany: a.: Tsoriany na didin-tsavony lavalava. ? Ny andinindinin-javatra na fizarazarany madinika: Tantarao…tohiny
Tsipiritikala: a.: Anaram-boronkely any an'ala.
tohiny
Tsipisandry: a.: Dihim-behivavy maro mifanao aloha sy aoriana, manao sikin-tratra, ka ny tongony miara-mandroso dia…tohiny
Tsipoapoaka: a.: Zavatra vita amin'ny vanja nofonosina izay mipoaka nony arehitra ny lahiny: Apoapoakan'ny ankizy…tohiny