Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
TSARANDRO: Fomba fiarahabana misy mampiasa, dika malalaka avy amin'ny teny frantsay hoe "bonjour"tohiny
Tsarapahana: (tsarapaka) mt. ih. (tsarapaho): Enti-milaza izay anjerana na andatsahana na anosehana tampoka tsy nampoizina.…tohiny
Tsarapaka: a.: Fianjerana tarnpoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika; filatsahana tsy nahy amin'ny…tohiny
Tsararàka: a.: Ny feon'ny akanga somary lavareny. ~ Feo migadragadra na mikiririoka somary farimparina. ~ Feon'ny…tohiny
tsaràva: firariana ny hafa ho tsara, teny fiarahabana andriana. ohatra : tsaràva tompokotohiny
Tsaravelatsihy: ft.: Fisehoana ho tsara ety ivelany fotsiny, fanaovana zavatra mba hiheveran'ny olona ny tena ho toy…tohiny
Tsaroana: Tsarovina na Tsarovana (tsiaro) mt ih. (tsarouy): Averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina:…tohiny
Tsaroboka: Jer. Jaroboka. tohiny
Tsatohana: (tsatoka) mt. pdr. (tsatohy): Asiana (zavatra) mijoro tsy mihetsika, lentehana, joroana: Notsatohana…tohiny
Tsatòka: a.: Vala kely hazo, misy varavarana mihantona mora milatsaka raha vao voatohina, ataon'ny olona ho famandriham-biby,…tohiny
Tsàtoka: o.: Fijoroana tsy mihetsika; fampijoroana sy fandentehana zavatra tsy hihetsiketsika. - t.i.f.: Tsatbhana,…tohiny
Tsatòka: a.: Tsato-kazo lehibe marani-doha atao hanohana tsato-kazo kely madfnika mba hisakanana ny rano na hiarovana…tohiny
Tsatokaty: a.: Karazan-dovia lalina aty fasiana ro. ¶ M.h.: Tsangambava. tohiny
Tsatsà: ft: Fizarana mitovy. - t.i.f.: Voatsatsà / mitsatsà. tohiny
Tsatsahina: (tsatsàka) mt. ih. (tsatsàho): Fotsiana (enti-milaza ny vary totoina fanintelony mba ho fotsy tanteraka):…tohiny
Tsatsaingoka: na Tsatsaingona a.: Fanembantsembanana olona miteny na fahamaikana hilaza alohan'ny rehetra ka mbola…tohiny
Tsatsaingonina: (tsatsaingona) ih. (tsatsaingony): Tapahin-teny. tohiny
Tsatsàka: a.: Fanafotsiana tanteraka ny vary totoina. - t.i.f.: Tsatsàhina, voatsatsàka 1 manatsatsàka, fanatsatsàka,…tohiny
Tsatsakaotra: (tsatsaka, haotra) a.: Toa maradratra amin'ny nofo vokatry ny fihaotraorana lava sy mafy. tohiny
Tsatsatsatsa: a.: Ilazana ny fipitripitriky ny menaka mifangaro amin'ny rano ao anaty lapoaly; anambarana koa ny fitenenana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0153