Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tikina: Tikintikina a.: Fandeha na famindra mieboebo mianjonanjona. - t.i.f.: Mitikintikina, fitikintikina,…tohiny
Tikitiky: a.: Ny fipipikan'ny famantaranandro, na ny milina mihodina sasany: Ny tikitikin'ny famantaranandro.…tohiny
Tilikambo: a.: Ilany avo milangalanga amin'ny trano sasantsasany, izay maziina boribory na efa-joro ny bikany,…tohiny
Tilina: (tily) mt. ih. (tilio): Tsfkilovina. ? Zahana taratra. tohiny
Tily: a.: Mpitsikilo, mpizaha taratra — (jar. Antily). - t.i.f.: Tilina, atily, voatily 1 mitily, fitily,…tohiny
Tily: Rantsana skoto manabe zazalahy iray eto Madagasikaratohiny
Tinabataba: (tabataba) mt, ih. misy tsofoka in: Voatabataba, tabatabaina, helingelenina amin'ny kotaba, horakoraka:…tohiny
Tinafika: (tafika) mt. ih, misy tsofoka in: Tafihina: Notinafiky ny fahavalo ny tanàna ka basa nandositra daholo…tohiny
Tinafo: (tafo) mt ih. misy tsofoka in: Voatafo, tafoina: Efa ela ve no notinafo ity tranonareo ity? ? Atao tafo:…tohiny
Tinafy: (tafy) mt. ih. misy tsofoka in: Voatafy, tafina: Io no lamba notinafiny. tohiny
Tinaha: (taha) mt ih. misy tsofoka in: Voataha, omena ta-ha: Tsy nanaiky ny uadibe taloha raha nitady hampirafy…tohiny
Tinahaka: (tahaka) mt, ih. misy tsofoka in: Tahafina, itovizana: Iza àry no notinahak' ity zaza ity? tohiny
Tinahy: (tahy) mt. ih. misy tsofoka in: Voatahy, tahina, ambinina, ampiana: Notinahin'ny Razana izy. tohiny
Tinaingina: (taingina) mt. ih. misy tsofoka in: Taingenana, ipetrahana: Notinainginy ilay hazo fisaka ka tapaka.…tohiny
Tinaitra: (taitra) mt. ih. misy tsofoka in: Tairina, fohazina: Notinaitran'ny poa-basy ny zaza. ? Voatampoka,…tohiny
Tinaiza: (taiza) mt. ih, misy tsofoka in: Tezafna, karakaraina, velomina: Zaza notinaizako ireny, tohiny
Tinakatra: (takatra) mt. ih. misy tsofoka in: Voatakatra, takatra: Tsy tinakatry ny sainao izany fa aza mibedibedy…tohiny
Tinakona: (takona) mt. ih. misy tsofoka in: Iarahan'ny maro mitondra, entin'ny ma-ro miaraka. tohiny
Tinakona: (takona) mt. ih. misy tsofoka in: Voatakona, takonana: Tinakon'ny hazo ny tranonay. tohiny
Tinaky: (taky) mt ih. misy tsofoka in: Voataky, takina: Notinakin'ny tompony ny trosa ka very heuitra Rabe.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0783