Litera T
Toraraka: p.t.: Mipetrapetrapoana tsy manao na inona na inona, varimbariam-poana. ¶ M.h.: Torevaka.
tohiny
Torebina: Torebiny (angl. treble) a.: Amin'ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra:…tohiny
Torendrena: Mitovy amin'ny Tandrendrena.
tohiny
Toreo: a.: Feom-borona mitaraindraina; feo mampahonena; fiangaviana fatratra; hataka arahim-pitaraindrainana.…tohiny
Toretra: p. t.: Enti-milaza ny voankazo vokatra mitangongo eny ambony hazo. ? Mikainkona, mifendrotra. 1 Tsy…tohiny
Torevaka: a.: Toetran'izay mipetraka fotsiny tsy manao na inona na inona fa varimbariam-poana eo. - t.i.f.: Atorevaka,…tohiny
Torimaso: a.: Fialan'ny tena sasatra amin'ny fikimpian' ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena (jer. Tory). - F.-p.:…tohiny
Torina: (tory) mt. ih. (torio): Ampangaina amin'ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Hotoriko…tohiny
Torina: (tory) mt. ih, (torio): Lazaina sy voasana: Hotorina eran'izao tontolo izao ity Evanjely ity.
tohiny
Torina: (tory) mt. ih. (torio): Silahina ny tsiratsirany: Torio ity rongony madinika ity. • Didiana atao didy…tohiny
Torisihina: Torosihina (torisika) mt. ih. (torisiho): Amporisihina (fiteny amin'ny alika amporisihina hiady na hanaikitra…tohiny
Torisika: a.: Famporisihana ny alika hiady na hanaikitra olona. - t.i.f.: Toxisihina, torosihina / atorisika,…tohiny
Toro: a.: Fanondroana, fampahafantarana, filazana, fampianarana: Toro lalana, torohevitra. - t.i.f.: Toroana,…tohiny
Toroana: (toro) mt. pdr. (toroy): Enti-milaza ny olona ilazana hevitra, zavatra; ampianarina: Olona tsy azo toroana…tohiny
Torobosoa: (fr. tire-bouchon) a.: Karazana rindram-by misy tahony atao fanatsoahana ny bosoa amin'ny vava tavoahangy.…tohiny