Litera T
Talelaka: p. t.: Mibalelaka ary marivo aty, mivelatra be ny vavany, talesaka: Vilia talelaka. - t.i.f.: Mitalelaka,…tohiny
Talenta: (fr. talent) a.: Fahaizana na fahakingana voa-Janahary: Manana talenta amin'ny mozika izy. - F.-p.:…tohiny
Taloha: p.t.: Tranainy: Efa fomba taloha izany. ? ppk.: Teraka talohan-dRakoto Rabe. ? p. mt.: Tamin'ny andro…tohiny
Talonga: p.i.: Telo (amin'ilay fiteny fanaon'ny ankizy taloha rehefa mianatra manisa hatramin'ny folo), jar.…tohiny
Tamaboha: a.: Tenam-pitaratra. ? Tavoahangy kely. ? Kilalaon'ankizy natao tamin' ny tenam-pitaratra.
tohiny
Tamana: p.t.: Zatra:Tama-miresaka amin'ny eo akaikinao ianao rehefa manazava lesona ny mpampianatra. ? Enti-milaza…tohiny
Tamango: a.: Vakin-taila na vakin-tafo tanimanga itorahana na anapaohana ny kanety amin'ny loka kanety. - t.i.f.:…tohiny
Tamangoana: (tamango) mt ih. (tamangoy): Asiana amin'ny tamango.
tohiny
Tambakombako: a.: Karazan' ahitra.
tohiny
Tambalana: a.: Tsihy tokan-dela fa tsy mivitrana fametrahan'ny mpivaro-kena ny hena voatetika.
tohiny
Tambalanana: a.: Vata kely fitehirizan-drakitra.
tohiny