Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsiomeroa: a.: Karazan'akondro vaventy be sady lava ny voany ka nahatonga ny anarany (tsy omena roa indray homana).…tohiny
Tsiontsiona: Mitovy amin'ny Siontsiona. tohiny
Tsiontsiona: a.: Karazan'ahitra (jer. Antsointsoina). tohiny
Tsiota: (fit,-p.) p.i.: Enina. tohiny
Tsiotsiory: a.: Karazan-trano mora vita nefa mateza (avy amin'izany no nahatonga ny anaran y: fitsitsiana natao…tohiny
Tsipahina: (tsipaka) mt. ih. (tsipaho): Dakana: Notsipahiny ny rahalahiny. ? Atosika amin'ny tongotra: Tsipahiny…tohiny
Tsipaka: a.: Fandakana; fanoherana amin'ny tongotra; fanoherana, fandavana. - t.i.f.: Tsipahina, voatsipaka,…tohiny
Tsipalapala: na Tsipalapalaka: Mitovy amin'ny Palapala. tohiny
Tsipaloka: a.: Jer. Tsipalotra. tohiny
Tsipalotra: a.: Hita mandalo vetivety, hita sendrasendra, tsy nampoizina; tsikaritra: Tsipaiotro teny an-tsena i…tohiny
Tsipampamaka: (Tsm) a.: Tranom-borona makarakara fiompiana voronkely. tohiny
Tsipanga: a.: Mitovy amin'ny Sompanga. tohiny
Tsipaopaoka: p. t.: Maikamaika foana, tsy mahandry tsara ny teny lazaina na hafatra fa vao mandre laniny kely dia…tohiny
Tsipapaka: a.: Kilalaon'ankizy. tohiny
Tsiparaparaka: a.: Mitovy amin'ny Tsininganingana. tohiny
Tsipazana: (tsipy) mt. pdr. (tsipazo): Omena zavatra izay atoraka: Notsipazako fotsimbary ny akoho kely ka nifandrombaka…tohiny
Tsipelaka: a.: Hazavana miserana ohatra ny helatra na tselatra. - t.i.f.: Mitsipelaka, fitsipelaka. tohiny
Tsipelana: a.: Voninkazo maniry ho azy eny amoron-drano sy amin'ny tany mandomando, izay mifandraidraika ainin'ny…tohiny
Tsipelatra: a.: Mitovy amin'ny Tsipelaka. tohiny
Tsipelehina: (tsipelika) mt. ih. (tsipeleho): Hetsiketsehina, asavilivily, pelipelehina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1434