Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tosy: p.t.: Voakasika (ilazana ny kanety lalaovin'ny ankizy rehefa mifampikasika alohan'ny hidirany ao anaty…tohiny
Totena: (toty) mt. ih. (toteo): Karakaraina fatratra, kajina. tohiny
Toto: a.: Famotipotehana zavatra amin'ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Toto uoanjo. 1 Fikosehana…tohiny
Totofana: Totorana (tototra) rat. ih. na pdr. (totofy, totory: Enti-milaza lavaka fenoina tany, na zavatra asiana…tohiny
Totohitra: p.t.: Jer. Tontohitra. tohiny
Totoina: (toto) mt. ih. (totoy): Potipotehina amin'ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Totoina ny uoanjo.…tohiny
Totojanjina: sy Totozanjina a: Fihanjahanjana miseho vatana, tsy miakanjo. - t.i.f.: Mitotojanjina, mitorozanjina.…tohiny
Totokafo: p.t.: Voahodidin'ny afo. ? a.: Asa maika mora mifanontona tsy maintsy ha-tao tsy misy hataka andro.…tohiny
Totongana: a.: Toetran'ny zavatra (vilany, harona) mihilana na mihohoka ka raraka ny ao anatiny; fihenam-bidy;…tohiny
Totonganana: (totongana) mt. pdr. (totongano): Rarahana: Nototonganany ronono ny v Man- tsaka. tohiny
Totoravoka: a: Toto vary be an-daona. tohiny
Totorebika: a.: Dihy manao don-tongotra amin'ny tany tsy an-kijanona. - t.i.f• : Mitotorebika. tohiny
Totorina: (tototra) rat. ih. (totorio): Hetsiketsehina. tohiny
Totototo: a.: Dia maika mankatsy mankarq toa tsy misy antony. - t.i.f : Atotototo, voatotototo / manotototo 1…tohiny
Tototra: p.t.: Nasiana zavatra ka feno tanteraka: Efa tototra ve ilay lauaka ao atsimontrano? 1 Fano, rakotra,…tohiny
Tototra: a: Fanetsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy hatrany tsy misy madilana; filefahan'ny hozatra.…tohiny
Tototsongo: (Btl) a.: Randrambolo betsileo (fanaon'ireo tsy dia manam-bolo loatra), mandady mitsitokotoko. tohiny
Totozy: a.: Biby mitovy bika aman'endrika amin'ny voalavo fa kely. ? Vy kely lavalava ihorongoronan'ny kofehy…tohiny
Toty: a.: Fikarakarana fatratra, fikajakajana. - t.i.f.: Totena / mitoty, fitoty. tohiny
Tovana: a.: Enti-milaza fanampin-javatra ao ambany na eo aoriana; ny atohy na anampy amin'ny zavatra iray mba…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.068