Litera T
Tontana: na Tontafana (tonta) mt pdr. sy ih. (tontay, tontafy): Zerana: Notontany na notontafany vato aho. 1…tohiny
Tontohitra: sy Totohitra p.t.: Mitohitohy hatrany. - t.i.f.: Atontohitra, voatontohitra, tafatontohitra / manatontohitra,…tohiny
Tontolo: p.t.: Tsy mivaky, tsy nahafahana: Indray andro tontolo. 1 Rehetra tsy misy avaka: Midera an'Andriamanitra…tohiny
TONTOLO IAINANA: ireo rehetra manodidina na miana na tsia
tohiny
Tontona: a.: Fanjerana zavatra mba hitofotra; fanaovana fzay hampihintsana ny ao anatin'ny zavatra iray amin'…tohiny
Tontonana: (tontona) mt. pdr. (ton tony): Asiana, darofana: Notontonany teny maharary aho ka lasa tsy tamana. 1…tohiny
Tontosa: p.t.: Vita tsara daholo: Tontosa ny zauatra rehetra. 1 Lavorary, tomombana: Lahasa tontosa izany! -…tohiny
Tontosaina: (tontosa) mt. ih. (tontosao): Vitaina tsara daholo: Notontosainy ny tetiny dia lasa izy. 1 Lavorarina.…tohiny
Tony: p. t.: Maotona tsy misy rivotra: Andro tony. 1 Man-dry, tsy mihetsi-mahery: Ranomasina tony. 1 h.o.:…tohiny
Topatopa: a.: Enti-milaza ny fihetsiketsiky ny rano mova tsy ny mitobatobaka na mikapokapoka, indrindra rehefa…tohiny
Topazana: (topy) mt, pdr, (topazo): Jerena kely miserana (arahin' ny teny "maso" mandrakariva izy io rehefa ampiasaina):…tohiny
Topy: a.: Fijerena kely miserana. / Fandefasana rano, lefona hiantoraka. - t.i.f.: Topazana, atopy, voatopy…tohiny
Torahana: (toraka) rat. ih. na pdr. (torah y) : Enti-milaza zavatra na olona anipazana vato tetehFna hahavoa azy:…tohiny
Toraka: a.: Fandefasana vato amin'ny tanana hahavoa zavatra na olona: Mahitsy toraka io olona io. / Fiantsampazana…tohiny
Toraka: a.: Fampitomboana isa iray amin'ny tenany ihany, ka raha ampitomboina indroa izy dia atao hoe toraka…tohiny
Torana: p.t.: Tsy mahatsiaro tena vetivety ka sady tsy mahare na inona na inona no tsy afa-manetsika ny te-na:…tohiny
Toranina: (torana) mt. ih. (torano): Atao izay hahatorana azy, izany hoe: tsy handrenesany maharary: Notoranina…tohiny
Torapasika: a.: Toerana feno fasika eny amoron-drano.
tohiny