Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Taninketsa: a.: Tany amafazana ny vary ambolena, izay mbola hafindra amin'ny te-na atao hoe tanimbary. tohiny
Tanisa: a.: Kilalao enti-manisa ka toy izao no fanao izany: atsipy ambony ny vatokely, dia tantazana am?m-pahakingana…tohiny
Tanisaina: (tanisa) mt. ih. (tanisao): Atao tanisa. ? Tononina tsirairay, lazaina antsipiriany: Tsy hita hotanisaina…tohiny
Tanjahina: (tanjaka) mt. ih. (tanjaho): Atao tonga mafy, manan-kery: Tanjaho ity tady ity fa mila ho tapaka. tohiny
Tanjaka: a.: Herim-batana: Nihena ny tanjak'io touolahy io hatramin'ny nahapotrahany. ? h.i.: Izay entinamanamafy…tohiny
Tanjaka: ft.: Fisehoan'ny vatana tsy misy manarona azy, boridana; hanja; hanjaka. - t.i.f.: Mitanjaka, fitanjaka,…tohiny
Tanjona: a.: Tany eo amorondrano azo ipetrahana raha miala avy ao anaty rano; vody tanety mandroso ao anaty rano…tohiny
Tanjozorina: (tanjozotra) mt. ih. (tanjozory): Ampandehanina milahatra betsaka tsy miato. tohiny
Tanjozotra: a.: Fandehanana milahatra betsaka. tohiny
Tankasina: a.: Mitovy amin'ny Takasina. tohiny
Tankazo: a.: Olona miasa hazo any an'ala. tohiny
Tankina: p.t.: Ritra, maina: Mahagaga fa tankina ilay loharano tatsy andrefan-tanĂ na. ? Lany: Tankina ny uo-Iantsika.…tohiny
Tankisina: a.: Tsy fanaovanjavatra haingana fa milalotra mijanona ela eo. * t.i.f.: Mitankisina, fitankisina, mpitankisina…tohiny
Tankosenana: na Tankosinina (tankosina) mt. ih. (tankoseno, tankosino): Lotoina, fotetahana loto. tohiny
Tankosina: na Tankosona p.t.: Maloto, mihosina anaty vovoka na anaty fotaka. * t.i.f.: Tankosenana, atankosina,…tohiny
Tanky: (fr. tank.) a.: Fiarakodia fenti-miady; vy ny tenany manontolo ary tsy mba kodiarana no andehanany fa…tohiny
Tanondrehina: p.t.: Enti-milaza ny olona izay miondri-doha noho ny alahelo, izay tsy avelan'ny alahelo tsy hitanondrika.…tohiny
Tanondrika: a.: Fiondrehan'ny loha noho ny alahelo. * t.i.f : Tanondrehina, atanondrika, voatanondrika, tafatanondrika…tohiny
Tanontanona: a.: Toetran'ny olona mipetrapetraka eo akaikin' olona mihinana, ka toa mitsiriritra izay haniny, na…tohiny
Tanontanonana: (tanontanona) mt. ih. (tanontanony): Enti-milaza ny olona miasa na akekezin'ny sasany mijerijery_ tsisy…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0221