Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsiarondahy: a: Ny lehilahy amin'ny mpanompon'ny mpanjaka, izay zary foko iraY mihitsy. tohiny
Tsiarondahy: na Tsierondahy a.: Lehilahy menakelin'ny mpanjaka fahizaY. tohiny
Tsiatsia: a.: Fakana rivotra na fialana voly eny amin'ny hatsiatsiaka. - t.i.f.: Mitsiatsia, fitsiatsia. tohiny
Tsiavaramonina: a: Anaran-kazo madinika fanao fanafody tety (Rhaphispermum Gerard io ides). tohiny
Tsiavaramonina: a.: Anarambosotra nilazana ny kofafa. (Tao an-joron-trano atsimo andrefana, aka.' m'ny varavarana, no…tohiny
Tsiavenina: a: Zavamaniry fanao fanafody fivontosana. tohiny
Tsibabibaby: a.: Kilalaon'ny ankizy — indrindra ny ankizivavy — mifampibabibaby, na mibaby sariolona. tohiny
Tsibahia: a: Anaran-damba nentin'ny Antalaotra teto fahiny. tohiny
Tsiboboka: a.: Sahona na saobakaka kely tsy mbola niofo, mora fantarina amin'ny lohabeny mbola mikambana bambaray…tohiny
Tsibody: a: Anarana ilazana ireo valala atsipy velona ao anaty afo ka hita fa tsara tono izy rehefa mipoaka ny…tohiny
Tsibokaboka: a: Lalao fanenjika fanaon'ny anklzy: misy iray atao hoe'Boka" manenjika ny namany ka izay voakasiny…tohiny
Tsibolo: a.: Hazo madinika tsy misy ravina (Hernonia scorpia). tohiny
Tsibolobolo: a.: Volo malemy mitsangantsangana. i t.i.f.: Mitsibolobolo. tohiny
Tsidafodafoka: a.: Tsikasinkasina. i Li. f.: Mitsidafodafoka, fitsidafodafoka, mpitsidafodafoka. tohiny
Tsidakadaka: a.: Mitovy amin' ny Dakadaka. tohiny
Tsidanoka: a: Mitovy amin'ny hoe Danoka. tohiny
Tsidihina: (tsidika) mt. ih. (tsidiho): Vangiana fa sendra nandalo teo akaiky ny tena; vangiana: Tsidiho i Nenitoanao…tohiny
Tsidika: a: Karazan-gidro madinika (Cheirogaleus milii). tohiny
Tsidika: a.: Fisehoan'ny loha eo am-baravarana nefa tsy miditra ny tena; famangiana miserana; ilazana koa ny…tohiny
Tsidilahy: (Btm) a.: Anaram-bibikely sahala amin'ny voalavo. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1325