Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Trozona: a.: Biby mivelona any anaty ranomasina, ny lehibe indrindra amin'ny biby fantatra amin'izao andro izao…tohiny
Tsa: (Btl) p, mt.: Tsy. tohiny
Tsabahina: (tsabaka) mt. ih, (tsabaho): Haronina amin'ny tanana ka manjary maloto: Tsy hihinana io ro io aho fa…tohiny
Tsabaka: a.: Fangaronana amin' ny tanana ny ao anaty lovia. ? h.o,: Fidirana tsy tahotra tsy henatra ao an-tranon'olona;…tohiny
Tsabo: a.: Fikarakaranâ ny hahasitranan'ny marary iras: Ataouy tsara tsabo ny marary fa haloako daholo izay…tohiny
Tsaboaka: a.: Ny feo re raha misy vato atoraka mafy ka mianjera ao anaty rano. - t.i.f.: Atsaboaka, tafatsaboaka)mitsaboaka,…tohiny
Tsaboina: (tsabo) mt ih. (tsaboy): Karakaraina amin'ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana, ka…tohiny
Tsahatra: a.: Fiatoana, fijanonana; fifaranan-javatra ka tsy misy tohiny intsony. - t.i.f.: Atsahatra, voatsahatra,…tohiny
Tsahivina: (tsiahy) mt ih. (tsahivo): Tsarovana, tadidina: Tsahivo ilay teniko taminao. tohiny
Tsaho: a.: Teny na resaka mandeha mitety hatrany, izay tsy mbola voafototra na marina na tsia; vaovao tsy fanta-pototra…tohiny
Tsahoina: (tsaho) mt. ih. (tsahoy): Lazaina ka aely: Tsahoin'ny olona fa hipoaka indray ny adin'ny Jiosy sy ny…tohiny
Tsaika: a.: Zaza tsy ary fady. Tsaika (fit.-p.) a.: Zaza. tohiny
Tsaika: a: Fanjaitra lehibe izay nampiasain'ny teo aloha ary mbola ampiasain'ny olona eny ambanivohitra ankehitriny…tohiny
Tsaika: a.: Fakana tsy miera mangingina atao tsy fantatra, fandraisana na fitondrana an-tsokosoko dia lasa;…tohiny
Tsaika: a.: Fifantenana atao amin'ny voan-javatra madinika toy ny vary; fanivanana izay vos tsars; fanesorana…tohiny
Tsaikana: na Tsaikafina (tsaika) mt. ih. (tsaikao, tsaikafo): Fantenana; esorina ny vato kely miaraka amin'ny,..:…tohiny
Tsaikona: a.: Ilay famindra ataon'ny soavaly raha tsy manipy tanana izy. ? h.i.: Hazakaza-madinika, famindra mipitipitika…tohiny
Tsaikonina: (tsaikona) mt. ih. (tsaikony): Ampandehanina manao hazakaza-madinika. tohiny
Tsainga: (t. tr.) ft. niavian'ny hoe: Mitsainga: mandeha. tohiny
Tsaingaroroka: a.: Firarian-tsoa atao amin'ny zaza izay mie-vina, ka ny heviny dia hoe: Aoka hitsainga sy haroroka.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0162