Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Sakamandimby: a.: Hazo lehibe mitondra ny rairain-drihana. tohiny
Sakambina: a.: Fiaraha-mamindra amin'ny olona iray ka ny sandrin-tanana alefa avy any an-dam osina eo amin'ny valahana…tohiny
Sakambinina: (sakambina) mt. ih. (sakambino): Hodidinina ny sandrin-tanar}a avy any an-damosina ny valahan'ny olona…tohiny
Sakambositra: na Andranary (Btl) a.: Teny ilazana ny omby rehefa miofo fanindroany ny tandrony. tohiny
Sakana: a.: Fefy, gadra: Tokony hasiana sakana eto tsy hidiran'ny alika. ? Sampona, tambana: Ho tonga aho rahampitso…tohiny
Sakanana: (sakana) mt. ih. (sakano): Fefena: Nosakanan' ny tompony uato be ny fidirana ao anaty sahany. ? Tohanana…tohiny
Sakanomby: na Mamitolahy (Btl) a.: Ilazana ny ombikely rehefa sahabo ho voatondro iray ny halavan'ny tandrony.…tohiny
Sakarivo: a.: Anaran-kafa ilazana ny sakamalao. tohiny
Sakatavilotra: na Sakatavilona a.: Zavamaniry sahala amin' ny dingadingana, izay mangidy er? ny raviny ary fanao fana…tohiny
Sakay: a.: Zavamaniry misy voany fihinana fa masiaka dia masiaka. Karazan-tsakay: sakainala: sakay dia fahita…tohiny
Sakefaka: a.: Elanelan-javatra roa. ? Ny ao anaty kitrony amin'ny tongotr'omby. - F.-p.: Antsakefaka: halavan-drefy…tohiny
Sakelehina: (sakelika) mt. ih. (sak leho): Entina ao ambany hlika: Inona iny sakelehinao iny? tohiny
Sakelidalana: a.: Lalan-kely mivily amin'ny lalam-be. tohiny
Sakelidrafara: a.: Karazan'ahitra. tohiny
Sakelidrano: a.: Sampan-drano madinika mivarina any andrenirano. tohiny
Sakelika: a.: Tsirin-javamaniry miseho amin'ny tahony, na solofon-javamaniry eo ampotony toy ny fomban'ny saonjo…tohiny
Sakelika: a.: Ny rindrin-kazo amin'ny trano kotona. - F.-p.: Sakeli-mihoa-Joro: enti-milaza izay rehetra mihoatra…tohiny
Sakelika: a.: Havana, mpanam-PY akaiky. - F.-p.: Sakelik'andriana: havana akaikin'ny andriana. tohiny
Sakeliny: a.: Tsirin-javamaniry miainga avy amin'ny tahony. tohiny
Saketraka: Mitovy amin'ny Soketraka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0153