Litera S
Somonibory: (fit.-p.) a.: Lasiroa.
tohiny
Somoratra: sy Somoratsoratra p. t, : Misy loto na pentina. i t.i.f : Misomoratsoratra, fisomoratsoratra.
tohiny
Somotaka: p. t.: Mifotafota eo am-pihinanana; sahirana aoka izany amin'ny asa atao: Somotaka er? Rakoto amin'…tohiny
Somotraviavy: a.: Sisin'ny morontongotr'akanjo; sisindamba, verin-drambo. 1 Vehivavy misy somotra.
tohiny
Sompanga: a: Karazam-balala Inhibe sady matanjaka, fahita amin'ny tany mafana la-va bozaka. (Valala vavy lehibe…tohiny
Somparana: (sompatra) mt. ih, (somary): Hetraketrahina, simbana: Aza somparana ity kilalaon-janako.
tohiny
Sompatra: p.t.: Ratsy fanahy, faly ny manao izay hahavoa ny sasany, hanimba ny zavatry ny sasany; mihetraketraka:…tohiny
Sompirana: p. t.: Mivilana fa tsy mahitsy, mivily amin'ny tsy izy: Jery misompirana. - t.i.f.: Sompiranina, asompixana,…tohiny
Sompiranina: (sompirana) mt. ih. (sompirano): Tapahina na atao mivilana: Aza sompiraninao ny resakay. ~ Avilana:…tohiny
Sompitra: a.: Tsihy nozairina ho toy ny sobiky makadiry mba hitehirizana ny vary akotry. * Ohab,: Mangetaheta…tohiny
Sonaina: p.t.: Enti-milaza zavatra bataina na aingaina amin'ny tanana roa, izay ahodidina azy.
tohiny
SonĂ ka: a.: Fiesonana mafy misanasana vava. - t.i.f.: Tafasonaka 1 misonaka, fisonaka, mpisonaka.
tohiny
Sonanaka: a.: Fipetraka misonanina tsara. - t.i.f.: Asonanaka, tafasonanaka 1 misonanaka, fisonanaka / isonanahana,…tohiny
Sonanina: a.: Fipetraka mihaminkamina, ka ny loha somary miandranandrana kely. i t. f.: Asonanina, tafasonanina…tohiny