Litera S
Soavalina: (soavaly) mt, ih. (soavalio): Taingenana, ka asabaka ny tongotra, ny ilany a-tao an-kaviàn'ilay zavatra…tohiny
Soavalivy: soavaly+vy (fr: cheval de fer ou cheval en fer). teny milaza ny "moto" (fr) lehibe toy ny "moto-cross/boldor/semi-cross/routiers/booster…tohiny
Soavaly: (fr. cheval) a.: Biby lehibe tsara bika ampiasaina hatao fitaingina na mpitarika kalesy. - t.i.f• :…tohiny
Sobe: (fit.-p.) a. : Rivotra mitsoka tampoka eny ampovoandranomasina na eny ampovoan-drenirano miteraka ranomody…tohiny
Sobika: na Sobiky a.: Harona makadiry: Voankazo iray sobika. - F.-p.: Izay tsy mahay sobiky mahay fatam-bary:…tohiny
Sobilabilahina: (sobilabilaka) mt. ih. (sobilabilaho): Roridroritina.
tohiny
Sobilahina: (sobilaka) mt. ih. (sobilaho): Tailanina.
tohiny
Sobilaitra: a.: Fisolifaka, fandeha amin'ny zavatra malama ka mikorisa mila hianjera.• h.o.: Hadisoana kely tsy…tohiny
Sobilaka: p. t.: Tsy mahitsy, mivaona, ary tsy mifanandrify; mivilana, mivilavila. - t.i.f.: Sobilahina, asobilaka,…tohiny
Sobilarina: (sobilatra) mt. ih. (sobilaro): Didiana misompirana.
tohiny
Sobilatra: p. t.: Voadidy misompirana, mivilana. i Sobilarina, asobilatra, voasobilatra, tafasobilatra, manasobilatra,…tohiny
Sodia: (Atm) a.: Satrobory me-na misy tendrony lavalava miraviravy any an-damosina, hany marika amantarana…tohiny
Sodifafana: a.: Zavamaniry fanao ody rohana (Brepophyllum calycinum). Anisan'ny zavamaniry mateza tsy mety maty…tohiny
Sodihina: (sodika) mt. ih. (sodiho): Alana, saratsarahina: Sodihina ny hoza-dravin'ny rofia. • Alana, esorina:…tohiny