Litera S
Sismatika: (fr. schismatique) a.: Teny entin'ny katolika milaza izay maudit tsy mety manaiky ny Papa ho lehiben'…tohiny
Siso: a.: Fofon-dratsy avy amin'ny sakafo efa naharitra ela; siron-javatra efa simba. i t.if.: Masiso / hasiso,…tohiny
Sisy: a.: Fanesorana tsikelikely, fakana miandalana mba hahatonga mahitsy tsara: Famaky no anaouana sisy hazo.…tohiny
Sitily: (angl. still) a.: Fitanehana zavatra hakana ilon'io zavatra io amin'ny endriky ny ranomason-takotra,…tohiny
Sitimo: (angl. steam) a.: Entona, fofon-drano. Hafainganam-pandeha. - F,-p. Haingana ohatra ny sitimo: haingam-pandeha…tohiny
Sitisity: a.: Fandeha miridiridy sy mitikintikina, famindra feno hakevohana mampiseho hakingana. Tafasitisity…tohiny
Sitraka: mt. ih.: Tiana, telina: Sitrakao ve ny handeha miaraka amiko? 4 Fitia, fitiavana, handitra:Mila sitraka…tohiny
Sitraka: a.: Lalao ifanaovan' ny ankizy izay mifamely tehamaina ny lamosiny avy, eo am-pisarahana, sady mitsoaka.…tohiny
Sitramboafery: a,: Anaran-kazo.
tohiny
Sitrana: p. t.: Tsy marary intsony, manaritra: Efa sitrana i Dada ka niuoaka ny hopitaly. / Sitràna soa aman-tsara.…tohiny
Sitranina: (sitrana) mt, ih. (sitrano): Atao sitrana: Sitrano aloha ny ferinao vao mande-ha. 4 Afahana amin'ny…tohiny
Sitrapo: a.: Tanja-panahy ahazoan'ny olombelona manapa-kevitra hanao zavatra iray, na dia zavatra tsy tiany aza.…tohiny
Sitrika: a.: Fandentehana na filentehana ao anaty lavaka; fampidirana zavatra tsy ho hita na fanafenana; entina…tohiny
Sitry: a.: Androngo lehibe mitovitovy bika amin'ny voay. 4 h.o,: Haratsian-tarehy mahatsiravina sy mampatahotra.…tohiny