Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Sinatroka: (satroka) mt. ih, misy tsofoka in: Satrohina, os mena satroka: Nahery ny masoandro ka nosinatrony haingana…tohiny
Sinava: (sava) mt ih, misy tsofoka in: 1) Voasava, savaina, zahana ao anaty zavatra: Nosinava tao anaty ahitra…tohiny
Sinazoka: (sazoka) mt. ih. misy tsofoka in: Voasazoka, a-laina tsy an-drariny: Nosinazok'ilay olona ny tranony.…tohiny
Sinazy: (sazy) mt. ih. misy tsofoka in: Voasazy, sazina, faizina: Nosinazy ariary zato ilay mpangalatra. tohiny
Sinda: ft.: Fialana manalavitra, fihatahana. i t.if.: Asinda, voasinda / maninda, faninda, mpaninda / anindana,…tohiny
Sindahana: Asindaka (sindaka) mt. ih. (sindaho, asindaho): Sarahina, ahataka amin'ny maso. tohiny
Sindaka: ft.: Fihatahana, fisarahana amin'ny maso der. Sendaka). - t.i.f.: Sindahana, asindaka, tafasindaka /…tohiny
Sinelaka: (selaka) mt, ih. misy tsofoka in: Voaselaka, selahina, endahana isan'elakelany. tohiny
Sinelisely: (selisely) rat. th. misy tsofoka in: Voaselisely, seliselena, voahelingelina, helingelenina: Nosineliseliny…tohiny
Sinelontselona: (selontselona) mt. ih. misy tsofoka in: Seranina, lalovana haingana: Mahamenatra ny nataonao, anaka,…tohiny
Sinema: (fr. cinĂ©ma) a.: Fakana sary zavatra na olona mihetsika asnin'ny bandy atao hoe filma izay ampidirina…tohiny
Sinempotra: (sempotra) mt. ih. misy tsofoka in: Voasempotra, semporina: Sinempotry ny setroka ity zaza ity. tohiny
Sinendaka: (sendaka) mt. ih. misy tsofoka in:Endahana. tohiny
Sinendrasendra: (sendrasendra) mt. ih. misy tsofoka in: Sendrasendraina, sam basam bai-na. tohiny
Sinerana: (serana) mt.ih. misy tsofoka in: Voaserana, seranina, lalovana haingana: Nosineran'ny rivo-doza ny tanĂ nanay…tohiny
Sinesika: (sesika) mt. ih misy tsofoka in: Voasesika, sesehana, sesefana: Nosinesiny mofo ny zanany. tohiny
Sinetroka: (setroka) mt. ih, misy tsofoka in: Setrohana, donafana amin'ny setroka: Nosinetroky ny ankizy ilay vahiny.…tohiny
Sinetry: (setry) mt, ih, misy tsofoka in: Voasetry, setrena; valiana: Tsy natahotra velively izy fa nosinetrany…tohiny
Sinevotsevo: (sevosevo) mt. ih. misy tsofoka in: Natao amin' ny hamaikana. tohiny
Singa: Singana na Singany a.: Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa? ? Ny ilanY,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0124