Litera S
Safelehina: (safelika) mt. ih. (safeleho): Iolahana, iolehana, alaina amin'ny fanodidinana: Nosafelehin'ny fahauolo…tohiny
Safelika: a.: Fandehanana any am-badika, fanaovana ankodina fa tsy manatrika. • Famelezana avy any ivoho fa tsy…tohiny
Safidy: a. : Fahafahan'ny sitrapo maka izay tiany amin'ny zavatra anankiroa eo anoloany na atolotra azy: Manan-tsafidy…tohiny
Safiotra: na Safitra a.: Olona na biby vokatry ny fikambanana karazana roa samy ha-fa. ¶ M.h.: Kiry, zafindraony,…tohiny
Safo: a.: Fikasihana moramora: Tia safo loha io Rangahy io. * Fikosokosohana amin'ny tanana, fanorana. ? Fanorana…tohiny
Safoaka: a.: Hatezerana lehibe noho ny hasosorana tafahoatra. * t.i.f.: Asafoaka, tafasafoaka / misafoaka, fisafoaka,…tohiny
Safofoka: a.: Aretin'andoha mahajenjina, mahafanina, ateraky ny fanaviana. ? Fandroadroatran'ny rano mianjera…tohiny
Safoina: (safo) mt. ih. (safoy): Enti-milaza ny zavatra ampandalovana moramora ny tanana: Safoiny ny saokany…tohiny
Safononoka: p. t.: Feno hatramin'ny morony: Safononoka ny renirano noho ilay oran-kateloana tsy niato iny. * h.o.:…tohiny
Safontina: a. (jer. Sampotina): Fihodinana miverimberina, fiverenan'ny efa lasa ka tonga indray. ? Fisavorovoroana.…tohiny
Saforana: (safotra) mt. ih. (safory): Totorana: Nosaforan' ny rano ny tanimbary etsy atsimo. ? Hosorana zavatra,…tohiny
Safosafo: a.: Tambitamby atao amin'ny tanana mandambolambo moramora mba hamalifaliana: Safosafo no mampatory an'io…tohiny
Safosafoina: (safosafo) mt. ih. (safosafoy): Lambolamboina amin'ny tanana. ? h.o.: Kasihina, tenenina kely fotsiny:…tohiny
Safosiaka: a.: Siatsiaka ataon' ny olona misambo-balala mba hampamitsaka azy ka hahamora ny fisamborana azy. ?…tohiny
Safotaka: ft.: Loto misolitika amin'ny tarehy na ny rantsam-batana na amin'ny va-va. - t.i.f : Misafotaka, fisafotaka.…tohiny
Safotofoto: a.: Toetran'ny zavatra toy ny kofehy, mikorontana sy mifangaroharo izaitsizy ka tsy hita harahina fa…tohiny
Safotofotoina: (safotofoto) mt. ih. (safotofotoy): Akorontana sy afangaroharo.
tohiny