Litera S
Seraseranina: (seraserana) mt. . ih. (seraserano): Enti-milaza olona izay lalodalovana matetika eo anoloany: Noseraseranin'Ikoto…tohiny
Seriny: Seriseriny p.t.: Liana fatratra, tia aoka izany; maimay sy dodona handeha na hanao zavatra; revo dia…tohiny
Serivisy: (fr, service) a,: Sampan-draharaha misahana antokon'asa iray manokana: Ny servisy mikarakara ny vatsim-pfanarana…tohiny
Serizà: (fr. sergent) a,: Ambaratongam-pahamboniana na gradin'ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan'ny…tohiny
Serizà-Sefo: (fr. sergent-chef) a.: Ambaratongam-pahamboniana na gradin'ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka…tohiny
Sermona: (fr. sermon) a.: (Fis,. prot.) Toriteny any am-piangonana: Nafonja ilay sermo- a na henoko tamin'ny…tohiny
Servieta: (fr. serviette) a.: Tapa-damba lehibebe atao famaohana rehefa avy misasa tarehy na tanana, na raha avy…tohiny
Sery: a.: Aretina mahatsentsintsentsina ny orona, dia mahabe ranon-delo (vaky ny sery) ary saika matetika…tohiny
Sesehana: na Sesefana (sesika) mt. pdr. (seseho, sesefo): Ampidiran-javatra betsaka izay atsofoka atao mifanizina:…tohiny
Sesehena: (sesika) p.t.: Be dia be, maso dia maso: Sesehena ny olona miheuitra toy izany ianao izany. - t.i.f.:…tohiny
Sesi-kena: a,: Hena voatoto aiditra na asisika ao anaty tsinain-kena nesorina ny tao anatiny.
tohiny
Sesika: a.: Zavatra aiditra ao anaty zavatra hafa (kidoro, ondana) ka atao mifanizina; alentika na atosika hifatratra:…tohiny
Sesilany: a.: Fitohitohizan-javatra tsy an-kiato, tsy an-kijanona. ~ p.t.: Tsy an-kijanona, tsy miato: Loza izay…tohiny
Sesimiorika: a.: Totohondry misesika avy ambany dia ale-fa miakatra: Voan'ny sesimiorika ny anao lahy ka nitsirara.…tohiny