Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Satriatria: p.t.: Falifaly, sariadriaka, miramirana. tohiny
Satrikoa: ppt. feh.: Izany hay no anton'ny...; hitako no...: Nahazo vola be tamin'ny loteria, hono, Rakoto — satrikoa…tohiny
Satrina: mt.ih.: Atao ara-tsitrapo. tohiny
Satrohana: (satroka) mt. ih. (satrohy): Asiana na ampanaovina satroka: Satrohy ny zaza fa migaingaina ny andro.…tohiny
Satroka: a. : Isam-pitafiana mandrakotra ny loha, vita amin' ny bonetra na bosoa na amin'ny karazan-javamaniry…tohiny
Satrona: a.: Tsihy afolaka roa dia zairina ny tendrony roa, ka ampiasaina hakana valala rehefa mandeha miara-be…tohiny
Satronana: (satrona) mt. ih. (satrony): (valala) Samborina amin'ny satrona. tohiny
Satrotroka: a.: Toetran'ny tarehy sy ny hoditra mibinabinaka sy mivindina toy ny voan'ny tandomerina na noladinin'ny…tohiny
Satry: a.: Tiana, sitraka: Satriko ny handeha, saingy mita hanavy aho. - t.i.f.: Satrina, misatry, fisatry,…tohiny
Sava: a.: Fikarohana sy fitadiavana zavatra fatratra. / Fanesorana izay manakontakona na manembantsembana.…tohiny
Savaivo: a.: Tsipika mahitsy mandalo eo afovoan'ny faribolana. tohiny
Savana: (sana) mt. ih. (sauao): Tadiavina, karohina: Nosavana eran'ny tanàna ny mpangalatra ka hita. / Jerena,…tohiny
Savarano: a.: Fomba filomanosana maninjitra ny tanana roa izay akambana toy ny mivavaka ka manokatra ny lalana…tohiny
Savasava: a.: Fanalana izay manentsina na manelingelina. - t.i.f.: Savasavana 1 misavasava / isavasavana 1 manasasava.…tohiny
Savasavana: (savasava) mt, ih. (sauasauao): Hadihadina, fotopotorana: Savasauany tsara ny zauatra ampianariny. 1…tohiny
Savazoro: a.: Teny ilazana amin'ny sary jeometrika ireo tsipika mahitsy miala avy amin'ny haavo iray ka mipaka…tohiny
Savembena: ft.: Fanjenjenana mivezivezy ets? sy er?; fisaviliviliana miverimberina eo an-toerana ihany. - t.i.f.:…tohiny
Savenavena: ft.: Toetran'ny zavatra misokatra be, miveraka; ny fery mitanatana, ny ranjo na fe misabaka be ka mampitanjaka.…tohiny
Savenavenaina: (sauenauena) mt. ih. (sauenavenao): Sokafana be, verahina. tohiny
Saveravera: ft,: Toetran'ny akanjo na ny lamba misariraka na tsy voasampina tsara, tsy tafina tsara. - t.i.f,: Saveraveraina,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011