Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Sarivy: (fr. servir) a.: Fanampiana ny pretra amin'ny fanaovana lamesa. - t.i.f.: Misarivy, fisarivy, mpisarivy…tohiny
Sarobabay: a.: (taloha) Teny fanaon'izay notinendry hanondro ny olona hampisotroina tangena — (ankehitriny) teny…tohiny
Sarobidy: p.t.: Ambony vidy, tsy fahita matetika: Metaly sarobidy ny uolamena. • h. o.: Lehibe, mamy indrindra:…tohiny
Sarona: a.: Zavatra atao eo ambony zavatra iray hafa mba hanakonana tsy ho hita an' izay ao anatiny: Aiza ny…tohiny
Saronana: (sarona) mt. ih. (sarony): Asiana sarona na rakotra: Sarony ny vary sao mangatsiaka. 1 Asiana lamba…tohiny
Saronankarona: a.: Harona roa mifanarona atao fitoerandamba na akanjo mivalona. tohiny
Sarongatra: a.: Fihetsika tsy azo tonena fa mitroatra amim-pahatairana. ? Hatezerana mangotrakotraka. - t.i.f.:…tohiny
Saroro: a.: Teny mandrendrika, atao mba hahazoana marnerivery dia ka hisiam-potoana hanamasahana ny tetika hamelezana:…tohiny
Sarorobe: a.: Famitahana amimpahakingana. tohiny
Saroroina: (saroro) mt. ih. (saroroy): Fitahina amin-kafetsena: Sono no in Ikotofetsy sy Imahakà daholo izay sendra…tohiny
Sarotiny: (sarotra) p. t.: Sarotra falifaliana fa toa mahita hokianina lalandava: Tsy tiako maizina io mpampianatra…tohiny
Sarotra: p.t.: Tsy mora ny fanaovana azy, manahirana: Asa sarotra. / Sarotra ny mampiditra io farafara lehibe…tohiny
Sarotro: a: Aro orana vita amin'ny tsihy roa izay samy avitrana eo amin'ny lavany iray sy sakany iray ka ny sakany…tohiny
Sarotsarotiny: kizitina sy sarotra ifampiraharahana. / Sarotim-parasy: tsy mahita tory raha vao misy parasy. / Sarotin'ny…tohiny
Sary: a.: Fakan-tahaka zavatra anankiray amin'ny soritsoritra misy loko na tsia, izay sahala mifandraika amin'ilay…tohiny
Sary: ft.: Asa ataon'izay misa-fo na mitsapa zavatra na toetran'olona amin'ny fanaovana an-tsafelika. - t.i.f.:…tohiny
Sasa: a.: Fanesorana ny loto, fanadiovana amin'ny rano. i t.i.f.: Sasana, asasa, voasasa, sinasa 1 manasa,…tohiny
Sasahina: (sasaka) mt, ih. (sasaho): Zaraina roa mitovy: Sasaho ity vary ity hanomezantsika an-dry Ikoto atsy…tohiny
Sasaka: a.: Ny ilany ihany amin'ny zavatra anankiray nozaraina roa mitovy: Vary sasaka ny rano entina mihazakazaka…tohiny
Sasana: (sasa) mt. a. (sasao): Diovina amin'ny rano: Sasao ny tongotrao rehefa avy milalao. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0121