Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Sarikoina: (sariko) mt. ih. (sarikoy): Ozonina, na ompa= na ratsy. tohiny
Sarimbavy: a.: Lehilahy manao fihetsika amam-piteny toy ny vehivavy. tohiny
Sarimbo: a.: Lamba tenom-betsileo vita amin'ny landy sy hafotra na amin'ny landihazo sy hafotra misy sorany mitsipitsipika…tohiny
Sarimiaina: sary+miaina. tiana ampidirina ao anatin'ny rakibolana malagasy handikana ny teny frantsay hoe: filmtohiny
Sarimihetsika: sary+mihetsika: teny tiana ampidirina ao anatin'ny raki-bolana malagasy entina andikana ny teny frantsay…tohiny
Sarimorimo: Jer. Rimorimo. tohiny
Sarimpapango: a.: Taratasy voarary amin'ny hazo maivana izay rohizana amin'ny kofehy, ka sintonina mihazakazaka ilay…tohiny
Sarina: (sary) mt, ih. (sario): Tsapaina, arahi-maso. • Jerena, vangivangiana (vovo). tohiny
Sarinady: a: Fanazaran-tena an3in'ny ady ataon'ny miaramila, izay mifanao an-kolafiny mody miady. tohiny
Sarindokotra: a.: Vorona zanaky ny dokotra sy ny ganagana; vaventy ary tsara hena ny sarindokotra. ¶ M.h.: Kirivorona.…tohiny
Sarinety: (fr. serinette) a.: Zavamaneno fahanana dia mamoaka feo-mozika rehefa mivaha ny fahany. tohiny
Sarintona: Jer. Rintona. tohiny
Sariolona: a.: Sary vongana mampiseho bika sy tarehin' olona. tohiny
Sarirahina: (sariraka) mt. ih. (sariraho): Saritahina, fotofotoina. tohiny
Sariraka: a.: Fisavoritahana, fisafotofotoana. - t.i.f.: Asariraka, sarirahina, voasariraka, tafasariraka / manasariraka,…tohiny
Sarisarimbomanga: a.: Zavamaniry toy ny ravim-bomanga ny raviny ary misy voniny miloko mahafinaritra. tohiny
Saritahina: (saritaka) mt. ih. (saritaho): Korontanina, a-tao ambony ambany: Nosaritahin'ny ankizy ny entana rehetra…tohiny
Saritaka: a.: Fikorontanana sy fisafotofotoana, fikororoana. • Fifaningotsingoran-tady tsy hita laniny. • Firomborombon-kofehy…tohiny
Sarivato: a.: Vilany na siny vita amin'ny rarivato. • Sikotra na sarisary natao tamin' ny vato. tohiny
Sarivazo: a.: Anaram-boronkely fianakaviam-ben'ny boloky izay maitso mahafinaritra ny volony. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105