Litera S
Santionany: (fr. échantillon) a.: Sombiny kely, tapiny: Vao santionany uitsiuitsy mialoha lalana fotsiny amin'ny…tohiny
Santo: a.: Fisintonana sy famoahana fofon'aina mafy sady mitarika lavalava, ateraky ny alahelo na embona: Be…tohiny
Sao: ppt. feh.: Atao mba hampitohy fehezan-kevitra roa ka ny faharoa: a) milaza zavatra atahorana na ahina:…tohiny
Saobakaka: a.: Biby mitovitovy amin'ny sahona saingy izy lehibe, ary ny hodiny mivotrovotro; fatra-pisambotra bibikely…tohiny
Saodiera: (fr. chaudière) a.: Fitaovana vy fitanehana rano ho an'ny masinina na fahandroan-tsakafo.
tohiny
Saohana: (saoka) mt. ih. (saohy): Enti-milaza ny akanjo ampiana saoka: Saohy iny akanjonao iny fa somary teritery…tohiny
Saoka: a.: Lamba anampy ny akanjo amin'ny faritra sasantsasany hanalehibe azy; safiny. è t. f, f.: Saohana,…tohiny
Saoka: a.: Ny eo ambanin'ny molotra ambany; saomaka. * F,-p,: Ambany saokan'ny hendry: enti-milaza olona manaraka…tohiny
Saona: a.: Fanehoana mariky ny alahelo amin'ny famoizana havana nodimandry: Tsy mbola afa-tsaona andrainy izy.…tohiny
Saonjo: a.: Zavamaniry fihinambody izay mafotrafotra tsara tsiro ("tafondro miandry tsena" no anaram-bosotra…tohiny
Saonjondrano: na Saonjorano a.: Karazan-tsaonjo tsy fihinana ny vodiny fa ny ravinY kosa — izay tena atao hoe horirika…tohiny
Saosao: a.: 1) Toetran'ny zavatra tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao. 2) Feo heno amin'ny fikasokasoky…tohiny