Litera S
Sangasanganandevolahy: a.: Karazana kiranjay, mitapelaka be ny raviny ary fanao ody kohaka sy tambavy ny ranony.
tohiny
Sangasanganankoholahy: a.: Karazan'ahitra.
tohiny
Sangazona: a.: Famikirana amin'izay voaray, fandrangotana amin'izay azo ifikirana. - t.i.f. : Sangazonina, asangazona,…tohiny
Sangazonina: (sangazona) mt. ih. (sangazony): Sarangotina, raisina hamikirana: Io hazo io sangazonina mba tsy hianjera…tohiny
Sangazotra: a.: Mitovy amin' ny Sangazona.
tohiny
Sangeloka: a.: Hafahafa, zavatra tsy fahita, fomba miangentsana. * t.i.f.: Misangeloka, fisangeloka, mpisangeloka…tohiny
Sangerina: ft.: Fahalasanana sy fiverenana indray; fihodinkodinana eo amin'izay tany nialana; tamberina. * t.i.f.…tohiny
Sangina: (sangy) mt. ih. (sangio): Anaovana kivazivazy, lalaovina: Nosangin'Ikoto ny zandriny dia nitomany. ?…tohiny
Sangodina: a.: Tandrimo. ? Fihodinana. Fihodinkodinana eo an-toerana ihany. - t.i.f• : Sangodinina, asangodina,…tohiny
Sangodinina: (sangodina) mt. ih. (sangodino): Hodidinina: Nosangod in in ' n y fahauaio ny tond na.
tohiny
Sangoeja: a.: Parapaingo tsy ahafahana mihetsi-mahery. ? Sampona tsy azo ialana. ? Vatom-panorona izay tsy maintsy…tohiny
Sangongo: a.: Fitangoronana maro be (toy ny zanak'akoho na ny ankizy manodidina an-dreniny, na ny andiantantely),…tohiny
Sangotra: a.: Fiotazana ny vary tsy miaraka fa arakaraka ny fahamasahany ka tsongoina amin'ny tanana na tapahina…tohiny
Sangy: na Sangisangy a.: Tsilalao na kivazivazy atao amin' ny teny na amin'ny fihetsika ho mariky ny fisarihana…tohiny