Litera S
Sampona: a.: Zavatra na olona manana toetra tsy araka ny hita andavanandro fa hafahafa: Trondro sampona. ? Zavatra…tohiny
Samponana: (sampona) mt. ih.: Sakanana, tohanana: Nikasa handeha ho any Toamasina aho omaly saingy nosamponan'ny…tohiny
Sampotina: a.: Fisaritahan-javatra, fandehanan-javatra (toy ny rivotra na rano...) tsy milamina, sady tsy mandroso…tohiny
Sampy: a.: Tany am-boalohany, fanafody nofonosina tapa-damba dia nasiana tady randrana lavalava mba hahazoana…tohiny
Samy: p.ml. (samia): Mpisolo anarana malala-kevitra fametraka eo alohan'ny matoanteny na mpamaritra milaza…tohiny
San-: Tovona fanaovana fototeny faharoa manamafy ny hevitry ny fototeny tsotra voalohany: Sangodina (hodina),…tohiny
Sanàka: p. t. : Enti-milaza vava misokatra na mitanatana, toy ny an'olona iray mitolagaga na midonàka. - t.i.f.:…tohiny
Sanasana: a.: Toetran'ny vava misokatra be. - t.i.f. : Sanasanaina, asana-sana, voasanasana, tafasanasana 1 manasanasana,…tohiny
Sanasanaina: (sanasana) mt. ih. (sanasanao): Sokafana be.
tohiny
Sanatria: t.p.: Teny enti-milaza fandavana mafy dia mafy; na oviana na oviana, "tsia dia tsia": Izaho ve no hanao…tohiny
Sanatriavina: (sanatria) mt. ih. (sanatriavo): Lavina mafy amin'ny filazana hoe "Sana-tria". ? Enti-milaza zavatra…tohiny
Sanatry: a.: Hazo madinidinika fanaon'ny olona ody kohaka sy tambavin-jaza (Cassia lauigata).
tohiny
Sanatry: a.: Ody fandroahana ny fanahy ratsy, izay heverina ho manabataba ny marary na manao ankasomparana (matetika…tohiny
Sanda: a.: Jola na zavatra omena ho fanampiny amin'ny takalo ifanaovana raha ohatra ka tsy mitovy vidy ireo…tohiny