Litera S
Samoina: a.: Bibikely miofo ho lolo avy amin'ny bibintsaonjo na bibimbomanga na olimpanjehy;manana fantsona la-va…tohiny
Samokimoky: Mitovy amin' ny Mokimoky.
tohiny
Samonina: a.: Monomonona na ngonongonona noho ny hasosorana na hatezerana. ? Ny firimorimon'ny fihodinan' ny milina.…tohiny
Samontitra: na Samontotra a.: Fahatezerana feno fisafoahana, haromotana. * tif,: Tafasamontitra / misamontitra,…tohiny
Samosy: a.: Miadana fanao raharaha, mitaredretra: Samosy lava io mpianatra io. ? Mitarozaka: Samosy ny raharahantsika…tohiny
Sampaho: a.: Ny taho kelin' ny hazo misy ny voa; ny voankazo miraikitra amin'io ta-ho kely io: Tarafo ny rano…tohiny
Sampaina: (fr. champagne) a.: Karazan-divay ambony mamorivory ataon'ny olona fisotro amin'ny andro iray.
tohiny
Sampana: a.: Ny rantsana madinika miray amin'ny vataben'ny hazo: Be sampana ity hazo ity. / Sampan-kazo. ? Rehefa…tohiny
Sampanana: Sampanina (sampana) mt. ih. (sampano): Rantsanana: Andeha sampano itsy hazo itsy hirobona rehefa fahavaratra.…tohiny
Sampanteny: a.: Ireo teny rehetra avy amin'ny fototeny iray, azo tamin'ny alalan' ny tovona, tovana ary tsofoka.…tohiny
Sampazana: (sampy) mt, pdr-(sampazo): Enti-milaza ny zavatra ametrahan-javatra misampy na misavily:Nosampazana…tohiny
Sampibe: a.: Ilazana ny olona miteraka lahy betsaka ary vavy vitsy, na vavy betsaka ary lahy vitsy.
tohiny