Litera S
Salorana: (salotra) mt. ih. (salory): Anantonana (zavatra, toy ny lamba): Salory fehitenda ny uozonao raha mangatsiaka.…tohiny
Salosina: a.: Fahalalana, fisainana (tsy miasa raha tsy miaraka amin'ny teny hoe "marivo"): Mariuo salosina: kely…tohiny
Salosonina: p. t.: Ta handoa, misondrotsondrotra ny ambavafo (jer. Salebolebo).
tohiny
Salotra: a.: Akanjo toy ny palitao fa fohy tena sy tsy misy tanana ary tsindriana ny palitao. ? ft.: Enti-milaza…tohiny
Salotra: a.: Fomba firandran' ny renin-jaza amin'ny andro amorana ny zanany; r andram-b olo ataon'ny reny amin'ny…tohiny
Salovana: a.: Fankanesana eo anoloan'ny hafa ka manembantsembana azy. ? Fitenenana avy hatrany alohan'ny hafa…tohiny
Salovanina: (salovana) ma ih. Malouany): Sembantsembanina amin'ny fankanesana eo anoloana: Aza salouaninao ny zokiolona.…tohiny
Saly: Salisaly a.: Fametrahana zavatra (hazandrano, ohatra) eo ambonin'ny fatana, hitonoana na hanamainana…tohiny
Saly: (fr. châle) a.: Tapa-damba lehibebe, volonondry na lasoa, andrakofan'ny vehivavy ny sorony roa ka mihaona…tohiny
Sama: p. t.: Misokatra be, samaka, ary tsy fiteny afa-tsy amin'ny vava tokana ihany: Sama uava.
tohiny
Samahina: (samaka) mt. ih. (samaho): Vakina, verahina hisaraka roa: Nosamahin'ny ankizy ny fen'ilay sahona.
tohiny
Samaka: m. t.: Tataka ka misaraka roa: Samaka ilay hazo nifandroritan'ny ankizy. - t.i.f.: Samahina, asamaka,…tohiny
Sambalahivilana: a.: Jer. Sombalahivilana.
tohiny
Sambany: p.mt.: Enti-milaza fanaovan-javatra vao indray mandeha monja: Sambany nividy karatra tombola aho dia…tohiny
Sambasamba: a.: Teny atao ho fisaorana an'Andriamanitra, raha misantatra zavatra na mihinana sakafo tsy mbola nohanina.…tohiny
Sambasambaina: (sambasamba) mt. ih. (sambasambao): Irariana ny fitahian'Andriamanitra: Nosambasambain'i Dadabe izahay…tohiny