Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Sinokatra: (sokatra) net. ih. misy tsofoka in: Voasokatra, nosokafana, novohaina hahitana ny ao anatiny: Nosinokatra…tohiny
Sinola: (soia) mt, ih. misy tsofoka in: Voasola, solaina, a-tao tonga sola, tsisy volo: Nosinolan'ny ankizy…tohiny
Sinolatra: (solatra) mt, ih. misy tsofoka in: Voasolatra, solarana, voasafo: Nosinolatry ny bala, hono, ny sofiny.…tohiny
Sinolo: (solo) mt. ih. misy tsofoka in: Soloana, ovana; Nosinolo itay mpampianatra. tohiny
Sinongona: (songona) mt. ih. misy tsofoka in: Voasongona, songonana, ihoarana: Nosinongon-jandriny lahy ilay zokiny!…tohiny
Sinoratra: (soratra) mt. ih. misy tsofoka in: Voasoratra; soratana, asiana soratra: Nosinorany tsipitsipika ny…tohiny
Sinoritra: (soritra) mt. ih. misy tsofoka in: Voasoritra, soritana: Efa nosinoritra ao ampon'ny olo-marina ny fanaouana…tohiny
Sinoroka: (soroka) mt. ih. misy tsofoka in: Voasoroka, sorohana, diovina amin'ny angady: Hanaouan-trano angaha…tohiny
Sinorona: (sorona) mt ih. misy tsofoka in: Voasorona, soronina, ampirehetina, velomina: Afo efa nosinorona ka…tohiny
Sinosa: (sosa) mt. ih. misy tsofoka in: Voasosa, nasosa handeha milamina tsara, misonenika: Nosinosa ny lakana…tohiny
Sinosoka: (sosoka) mt. ih. misy tsofoka in: Voasosoka, sosohana, asiana kofehy mba hitovy tantana: Ba efa nosinosoka…tohiny
Sinovoka: (sovoka) mt. ih. misy tsofoka in: Voasovoka, sovohana, idirana tampoka moramora na mangina: Nosinouoky…tohiny
Sinta: a.: Fahatsiarovana maharary na torovana avy amin' ny hasasarana na fibatana zava-mavesatra. 6 t.if.:…tohiny
Sintaina: (sinta) mt. ih.: Ampahararina: Nosintain'ilay dia an-tongotra tany Ambohimanga ny foto-peko ato. tohiny
Sintaka: a.: Fialan'ny vehivavy amin'ny vadiny sy ny tokantranony hisara-panambadiana. - t.i.f.: Asintaka / manintaka,…tohiny
Sintona: a,: Tarika, sarika, roritra; enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hanorisorena olona; zana…tohiny
Sintonina: (sintona) mt. ih. (sintony): Tarihina hankany amin'ny tena: Sintony ny uatasarihana. ~ Sarihana: A-xa…tohiny
Siny: a.: Fitaovana fakana rano any am-pantsakana: Miloloha siny. / Rano intelon'ny siny. * Ohab.: Tokam-pilana…tohiny
Siohina: (sioka) mt. ih. (siohy): Antsoina amin'ny sioka. tohiny
Sioka: a.: Famoahan-drivotra amin'ny molotra na ny nify sy ny lela ka mahatonga feo mifioka; siaka. - t.i.f.:…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.026