Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Sointsoina: p.t.: Fihatahana menamenatra sy mangaihay noho ny tena diso fanantenana na tsy noeritreretin'ny olona.…tohiny
Soirina: (soitra) mt, ih, (soiro): Alaina na hetsehina amin' ny hazo na zavatra maranidoha: Nosoirin'ny ankizy…tohiny
Soitra: a.: Fanalana na fanesorana amin'ny hazo na zavatra marani-doha; fanotoan' ny omby amin'ny tandrony;…tohiny
Soitrafo: na Siotrafo a.: Hazo kely lavalava fandrosoana sy famboarana ny kitay mba hirehetany tsara ao anaty…tohiny
Soitsoitra: a.: Totom-boangahazo mains endasina. tohiny
Soka: a.: Fanatsobohana ao anaty rano, toy ny fandokoana ny lamba na fanofénana ny vy avy notefena. ? Ranondoko…tohiny
Sokafana: (sokatra) mt. ih. (sokafy): Alana sarona: Sokafy ny vata hakako ny akanjoko, • Avala hitanatana (vava),…tohiny
Sokaiky: Jer. Kokiky. tohiny
Sokajin-teny: a.: Teny ilazana ny karazan-teny fampiasa hanaovana fehezanteny. Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny…tohiny
Sokajy: (angl. squad) a.: Antokon andia-miaramila madinika izay misy miaramila dhny amby roapolo. ? h.i.: Fizarazaran'ny…tohiny
Sokaka: p.t.: (rafitra) Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony. 1 h.i.: (olona kidaladala) Mitanatana vava raha…tohiny
Sokatra: a.: Karazam-biby man-dia tongotra efatra, iva tongotra, mifono ao anaty akora, izay mafy eo amin'ny…tohiny
Sokatra: ft.: Fivohana; tsy fikombonana fa fitanatanana. i t.i.f.: Sokafana, asokatra, voasokatra, tafasokatra…tohiny
Sokatrika: a.: Fipetraka tiana ho hita tsara eo anoloana; fiatrikatrehana raha mipetraka. - t.i.f.: Asokatrika,…tohiny
Sokay: (fr. chaux) a.: Karazambato malemy mora misa atsaraka, fotsifotsy, anaovana feta hatao fandalorana na…tohiny
Soke: (Ski) a.: Karazan'akorandriaka boribory, sahalahala amin'ny sokina mivonkina, izay fihinana ny nofony.…tohiny
Sokera: (angl. square) a.: Fiasan'ny mpandrafitra sy ny mpanao sary, izay ahazoany sy anipihany ny efa-joro…tohiny
Sokeraina: (sokera) mt. ih. (sokerao): Hodidinina avy eo amin'ny lafiny roa na mihoatra: Nosokerain'ny fahavalo…tohiny
Soketa: a.: Tsiny tsy ara-drariny; endrikendrika atao; adidy, fondro: Mahazo soketa eo ianao fa aleo miala.…tohiny
Soketaina: (soketa) mt. ih. (soketao): Tsinina, adidina, endrikendrehina tsy ara-drariny. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0275