Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Sakrilezy: (fr. sacrilège) a.: Fanazimbana ny zavatra masina (Fiv. kat.). tohiny
Saky: Mitovy amin'ny Saiky. Sakia a.: Anaran-kazo. tohiny
Salabata: (Ski) a.: Bibikely fihinana sahalahala amin'ny jorery, miraikitra amin'ny vato eny amoron-dranomasina.…tohiny
Salady: (fr. salade) a.: Karazan' anana vahiny mitovitovy amin'ny laisoa fa kely, asiana menaka sy vinaingitra…tohiny
Salahy: a.: Anaran-kafa ilazana ny fandiafasika. tohiny
Salaka: a.: Lamba lavalava nahodidin'ny lehilahy ny valahany taloha dia nasadikany amin'ny elakela-peny hifandray…tohiny
Salakaina: (salaka) mt. ih. (salakao): Asiana salaka: Salakao ilay kely fa hiady (ankamantatra enti-milaza ny fanjaitra,…tohiny
Salakana: (salaka) mt. ih. (salakao): Omena salaka. tohiny
Salama: p. t.: Tsy marary, tsy marofy. - t.i.f. : Mahasalama, hasalamana, fahasalamana. - F.-p.: Salama tsy…tohiny
Salamaloha: na Sapelatsa (Btl) p. t.: Enti-milaza tandrok' omby mivelatra mahitsy miakatra. tohiny
Salamanga: a.: Anarana nilazan' ny olona ny voan'ny aretina ramanenjana izay nampandihizina mba ho sitrana. tohiny
Salamo: (angl. psalm) a.: Anaran'ny boky iray ao amin' ny baiboly, izay mirakitra tononkira samihafa fiderana…tohiny
Salana: (fr. chaland) a.: Karazan-dakana lehibe, botry. tohiny
Salanandrana: sy Solandranandrana a.: Famindra na fandeha mianjonanjona tsy mijery ambany. - t.i.f.: Asolanandrana,…tohiny
Salandy: na Borisalandy na Vorisalandy a.: Tandrok'omby malemy fonosana ka mikiraviravy eo aloha. tohiny
Salangalanga: (Btl) p.t.: Entimilaza tandrok'omby mijoro mahitsy miakatra. tohiny
Salanisa: a.: Isa tokony ho an' ny olona na zavatra tsirairay raha, ohatra, ka zaraina amin' ny isan'izy ireo…tohiny
Salanitra: (angl. silence) t.p.: Teny nataon'ny olona mpitondra ny tenim-panjakana amin'ny vahoaka mba hangina…tohiny
Salasala: p.t.: Tsy kely tsy lehibe, antonontonony: Ento a-t? itsy famaky salasala itsy. ¶ M.h.: Sakany, atriatry.…tohiny
Salasalaina: (salasala) mt. ih. (salasalao): Atao am-piahotrahorana, am-pihambahambana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0108