Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Somampira: p.t.: Iangonan'ny ra ka mitera-mena: Somampira ny masony noho ny hatezerana. tohiny
Somangana: a.: Anaran-kazo izay ampiasaina amin'ny fanorana ny hodiny. tohiny
Somangy: a.: Hazo madinidinika mamody, fanao ody tomboka na fery ny vodiny. tohiny
Somaradimbana: p.t.: Tsy mitovy tantana fa avo sy iva, dembademba be ihany. - t.i.f : Misomaradimbana. tohiny
Somarambato: p.t.: (lamba) E-fa ho rovitra ka makarakara, ohatra ny maimay kely (jar. Marambato). tohiny
Somaranafo: p.t.: (lamba) Nolelafin'ny afo ka saika may, efa voakasiky ny afo nefa tsy tena may akory. tohiny
Somaranantsody: p, t.: Mahia hatsatra. ¶ M,h.: Maranantsody. tohiny
Somararetra: p.t.: Osaosa, tsy afaka hanao zavatra haingankaingana noho izy reradreraka. tohiny
Somariaka: p.t.: Faly, ravo, mirana: Somariaka er? ry Bozy fa tonga rainy. tohiny
Somarisary: p. t.: Maizimaizina, somambisamby. tohiny
Somaritaka: p.t.: Mifanjevo maimaika noho ny raharaha mifanosontsosona sy maro; miparitaka tampoka noho ny hatairana:…tohiny
Somarodoka: sy Somarototra p, t.: Maimaika manao raharaha, somadodoka, mikorobobo. - t.i.f.: Misomarodoka, misomarototra…tohiny
Somary: p. mt.: Mody, tsy dia tena: Somary nisafosafo saoka izy tamin'izay. ? Manopy: Somary vony. • Saika...…tohiny
Somatroka: p.t.: Vasobasoka, somary mavomavo. tohiny
Somatrotroka: p. t.: Misy votrovotro betsaka amin'ny hoditra, indrindra fa eny amin' ny endrika: Asa na nokekerin'ny…tohiny
Somavosavo: p. t.: Manjavozavo ka tsy tazana tsara; (toetr' andro) manjombona ary tsy mihiratra loatra. ¶ M,h,:…tohiny
Somazoka: p.t.: Marisarisa; farofirofy. - t.i.f.: Somazotsazoka. tohiny
Somazotsazoka: p.t.: Mavozovozo, malazolazo. tohiny
Somba: Fihasimban'ny Simba. tohiny
Sombalahivilana: a.: Fisotroantoaka maro karazana indray miaraka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0192