Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Solika: a.: Menaka avy amin'ny tongotr'omby. • Entina milaza ny fandihin'ny tandrimo na sangodina izay mijoro…tohiny
Solila: a.: Karazan'ahitra mani-pofona misy voniny mavokely na fotsy, maniry eny an-tany mando, nomen'ny ntaolo…tohiny
Solila: a.: Ilay fisompiranan'ny rindrina somary mivoaka eo akaikin'ny varavarambe na ny varavarankely; fanatsahana…tohiny
Solila: a.: Karazan-dinta lehibe. tohiny
Solilana: (solila) mt. ih. (soli-lao): Atao manjary misompirana, solarana mba hanjary misolampy: Nahoana no nosolilanao…tohiny
Solitany: (solika tany) a.: Ilo avy any anaty tany, izay manan-toetra manokana mety mirehitra ka ampiasaina anaovana…tohiny
Solitika: p. t.: Lihitra; matimatin'ny... (jer. Litika, salitika). tohiny
Solo: a.: Zavatra na olona ampiasaina hanao asa nataon'ny hafa: Rakoto no solon'ny mpampianatra anay lasa.…tohiny
Solo: na Soalao (fr. solo) a.: Hiran'olon-tokana. tohiny
Soloana: (solo) mt. ih. (soloy): Ovana hafa: Soloy ity penina ity fa mandrangotra. tohiny
Solofo: a.: Dimbin-javamaniry mitsiry eo akaikin-dreniny; taroka zavamaniry mitsiry eo amin'ny faka na voditronga…tohiny
Solohoho: a.: Lamba na hoditra afono ny rantsana na ny tanana mba hiaro tsy haratra rehefa maka vilona na mijinja…tohiny
Solohorina: (solohotra) p.t.: Voan'ny solohotra: Zaza solohorina. tohiny
Solohoto: a.: Vovoka fotsifotsy ampiarahina amin'ny firaka haninginana ny vifotsy: Ny anareo angaha fitia mifaham-bola...…tohiny
Solohotra: na Solohitra a.: Aretin'akanjo-nifin'ny ankizy. 1 t.if.: Solohorina. tohiny
Solokina: (soloky) mt. ih. (solokio): Fitahina amin'ny fanambakana: NosolokindRangahy iny aho. ? Alaina amim-pitaka:…tohiny
Soloky: a.: Lainga atao mba hametsena na hangalarana; fitaka; fanambakana: Sotoky no ampiasainy mba hahazoany…tohiny
Solomaso: a.: Fitaovana misy fitaratra roa manampy ny maso mba hahita tsaratsara kokoa. tohiny
Solombavambahoaka: a.: Olona fidin'ny vahoaka hisolo azy na hitondra ny teniny ao amin'ny Antenimieram-pirenena. tohiny
Solombodiakoho: a.: Fanatitra omen'ny zanaka ny ray aman-dreny amin'ny fandroana na amin'ny tonon-taona. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0248